NY VENDRANA IHANY NO MIVADIKA KONDRANA
1. wxxx
(
15/06/2010 15:02)
Miodina avia e e e , mihodina havanzna e e e mivadika kondrana e e e, miova ho bado fa e e e Sankalité foanafona hihihi
Ho aiza eo ho avy Ingahy CHISSANO ho BE indray ny harary kibo hihihi
Ho aiza eo ho avy Ingahy CHISSANO ho BE indray ny harary kibo hihihi
novalian'i diloo ny 16/06/2010 00:03
2. terrywui
(
15/06/2010 15:04)
NA HIVOVO MAFY SY HANAO ZIGZAG SY BEKIRARO ZATO EO AZA ELAH RAPIKA DIA GOAGOAKA FOANA NO ANARN'I DADA RAHA VAO ITAN'NY POKNA SY NY MIARAMILA A HON HIN HER HON HIN HER
4. terrywui
(
15/06/2010 15:14)
MBA AJANONY LETSY RAPIKA IO TERRYWIUI FOPLA IO FA NENLAH KO EFA MIOTRY NY LOHA FOANA !!!
6. terrywiui
(
15/06/2010 15:23)
Ao fa tsy koi sasana fotsiny vava sady fahafirin'ny efa nataoko izany , zay mou lessy rapika fa efa mba nifona e,ao fa tsy gafiko ny serasera e
8. diloo
(
16/06/2010 00:03)
HIVOVO
I Toi izany anie rawix dia be lesona be e!
I Toi no tena sefon'ny mpivovo eto, jereo ny ADN Toi fa majuscule daholo ny soratra Toi etsy ambony.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol.gif[/IMG]
