vavao tena mafana

1. falimanana ( 15/06/2010 15:29)
Mpitandrina R. Edouard : tsy maintsy vita @ 19 jona ny na tian’ny fitondran-jiolahy tarihin’I tgv sy frantsa na tsy tiany.
Hanao fety be manerana ny Nosy @ izany fahafatesan’ny FAT izany.
HIhetsika ny any Mahajanga @ alakamisy 17 jona izao, hihetsika I Antsohihy sy Ambilobe ny zoma 18 jona, hihetsika I Antsiranana ny asabotsy 19 jona izao, I Toamasina dia efa hihetsika koa, Antsirabe efa ao anatiny @ izao, ary Fianarantsoa koa hihetsika ny alakamisy izao. I Toliary efa tena mafana be.
novalian'i pikatti ny 16/06/2010 11:24
2. wxxx ( 15/06/2010 15:46)
Maty zho fozako e hihihi , miseho bemokony loatra , aleo hifoterany n'y rambony hihihi
VONJEO OOOO FOZATAY EEEE VONJEO OOOO
3. terrywui ( 15/06/2010 16:38)
ahoana ozy danielle lty ao ambany ao ? aleo fohazina kely izy ahitanlah ny vaikany fa tonga de mpirina elah vao mijabaka eo !!.....danielle o misy pika mila loza ato o
4. pikatti ( 15/06/2010 19:37)
Ny anelah koa anie rawix toa tsatotsatoka daholo e, eo ndray elah de harary fo tsy @napà eo klé[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-deguisement-lapin-392.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-deguisement-lapin-392.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-deguisement-lapin-392.gif[/IMG]
5. falimanana ( 15/06/2010 21:39)
efa marary ny lohany wiwiwiwi d any am lah iz ry pikatti no Mamokona aa!!
héhéhéhéhéhéhé!!
azfd ry pikatti fa sendra ny olona DONDRONA a!
6. diloo ( 15/06/2010 23:56)
wiwi ve: Toovs lahy tahakan'i Andry Tena Gidro Vendrana.
Aleo izy eo atao fanala andro e!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
7. terrywui ( 16/06/2010 09:21)
diloo -- ny brokateranlah varotana sao tsy mahazo benefice eo vao itodihandrafotsy lamosina eo ny alina !!!! hin hin hin hin ...refa lagy amin'ny varotra tsy mandeha sy ny enjika ataon'ny prà elah de ereto ao faza ny bandy no ilanlah vaniny lava eto !....ok ? avert 1 zay!!!!!
8. pikatti ( 16/06/2010 11:24)


Toovs lahy tahakan'i Andry Tena Gidro Vendrana.
Aleo izy eo atao fanala andro e!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
9. pikatti ( 16/06/2010 11:24)


Toovs lahy tahakan'i Andry Tena Gidro Vendrana.
Aleo izy eo atao fanala andro e!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2259