inona hono wééééééééééé???
1. falimanana
(
15/06/2010 12:28)
efa mietsika ny FARITANY!
Majunga
Toliary
Toamasina
tsy manaiky lé JIOLAHY kely io sy ny forongony
Majunga
Toliary
Toamasina
tsy manaiky lé JIOLAHY kely io sy ny forongony
novalian'i falimanana ny 15/06/2010 13:05
3. falimanana
(
15/06/2010 12:30)
falimanana - 14/06/2010 22:55
ny 100.000.000 d tadiavindry zalah KEPOINA fa ny 100.000.000 hono omena ny fanjakana !
saingy tsy payer ny sinoa lé 200.000.000 ééé!!
mamangy ny fahoriana ra wiwiwi aaaaaaaaaaaa
ny 100.000.000 d tadiavindry zalah KEPOINA fa ny 100.000.000 hono omena ny fanjakana !
saingy tsy payer ny sinoa lé 200.000.000 ééé!!
mamangy ny fahoriana ra wiwiwi aaaaaaaaaaaa
4. falimanana
(
15/06/2010 12:32)
hery - 14/06/2010 17:16
Tsy ratsy koa ilay loko an. Tsy misy olona fantatro eo fa aza mialona eo.
http://farm2.static.flickr.com/1274/4700226230_d169bea8a1.jpg
Tsy ratsy koa ilay loko an. Tsy misy olona fantatro eo fa aza mialona eo.
http://farm2.static.flickr.com/1274/4700226230_d169bea8a1.jpg
5. terrywui
(
15/06/2010 12:34)
sary montage hono io ozy ny ao amin'ny facebook fa fanahinian'i hery nentina teto foana hampiesonina ny marivo salosana hin hon hin hon hin hon
vita koa faly kely maivandoha !!!!
6. toovs
(
15/06/2010 12:35)
kay ve mba mijery baolina kitra ilay zalahy io e, kanefa ny kitra gasy saika nofoanany.
7. terrywui
(
15/06/2010 12:37)
faly kely doma maivandoha !!!.....
inona koa no hain'i dada hijery baolina ? raha hamono olona de talentany tsara !!......
