Samy Malagasy daholo isika ary Afrikanina
1. terrywiui
(
15/06/2010 15:30)
TSY MANAVAKAVAKA FIODIRANA NA MAINTY NA FOTSY SAMY MALAGASY SAMY AFTIKANINA SAMY OLOMBELONA
HARENA HO ANTSIKA MALAGASY DAHOLO IZANY NA MERINAVIANAO NA BETSIMISARAKA NA TAGNALA NA BETSIMISARAKA NA ANTANDROY SNS
KA NOHO IZANY DIA TOKONY HO MAILO @ FAMPIZARAZARANA ATAON'NY FRANTSAY MITADY ADY AN-TRANO YOY NY NATAONY TANY RWUANDA

répondu par AndriambyII le 17/06/2010 10:42
3. terrywui
(
15/06/2010 16:37)
tianlah ve rapika ho averinako eto le kozin'i danielle ao ambany ao ireny ? tohizo eo iany ary fa miseho mafy tety ko elah zany !!
vive TGV ....
vive TGV ....
4. terrywui
(
15/06/2010 16:42)
efa trop ny ataonlah zany rapika fa pehako danielle amzay elah a!?? ...mikozy ah zay !!
5. rijadolly
(
15/06/2010 17:45)
Terrywui anie tsy tia Frantsay fa voatapona ny masony hoe tsy ny Frantsay no ao ambadiky ny korotana, ny fanonganam- panjakana, fandrombana, fandorana ny fananam- panjakana,....teto efa ho 2 taona izay e!
6. pikatti
(
15/06/2010 19:23)
Terrywui anie tsy tia Frantsay fa voatapona ny masony hoe tsy ny Frantsay no ao ambadiky
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
Vaovao lesse alefa fa tsy wawawa lava ty a!!
7. pikatti

8. danielle
(
15/06/2010 21:30)
terrywui an serasera tohizo ,voarainao ve le sms nalefako momba an le rahampitso e
9. AndriambyII
(
15/06/2010 22:14)
TSY MANAVAKAVAKA FIODIRANA NA MAINTY NA FOTSY SAMY MALAGASY SAMY AFTIKANINA SAMY OLOMBELONA
HARENA HO ANTSIKA MALAGASY DAHOLO IZANY NA MERINAVIANAO NA BETSIMISARAKA NA TAGNALA NA BETSIMISARAKA NA ANTANDROY SNS
KA NOHO IZANY DIA TOKONY HO MAILO @ FAMPIZARAZARANA ATAON'NY FRANTSAY MITADY ADY AN-TRANO YOY NY NATAONY TANY RWUANDA
Tsy ny eritreritrao ve ra wuiwui no efa mpatitaka ? Gasy aiza no nizarazara teo ?
10. terrywiui
(
15/06/2010 22:47)
Tena ny lohako marina angamba no efa boda , aiza ko zah foana ve no ataon-dry zalahy fanalàna ...........!!!!!
11. AndriambyII
(
16/06/2010 00:41)
Malagasy ve = Afrikana ?=Eropeana ? =Aziatika ?= Amerikana ? =n'importe quoi ? Ny ao antsainao no afaka mamaly an' izany !!
12. xxwx
(
16/06/2010 06:06)
Malagasy ve = Afrikana ?=Eropeana ? =Aziatika ?= Amerikana ? =n'importe quoi ? Ny ao antsainao no afaka mamaly an' izany !!
Afrikanina ny Malagasy ao anaty kontinanta Afrikanina no misy anao ary ny folo 18 Malagasy avokoa , inona koa ary tony oul mitrniteny foana tony e!!??? Miverena mianatra fa tena efa mahamenatra , ny Afrikanina aza menatra @ izao ny hilazanao fa Afrikanina koa ny gasy sankalié
13. terrywui
(
16/06/2010 09:13)
danielle a.....raha ao elah de alefaso ndray alou le kozy sabine sy le resaka sarin'i mirana sy le fika taona sy bagnolet nokozinlah fa elah ko anie alain'i rapika baraka be ao ambany ao e !! faizo kely letsy lery io a!!..hatram misy anlah sy ny momba anlah rehetra voalazanlery ao daholo !!
14. pikatti
(
16/06/2010 11:23)
Wainnn be elah zany rawix klé, sirika be le loham-poza mpanely tsaho[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
15. AndriambyII
(
17/06/2010 10:42)
Malagasy ve = Afrikana ?=Eropeana ? =Aziatika ?= Amerikana ? =n'importe quoi ? Ny ao antsainao no afaka mamaly an' izany !!
Afrikanina ny Malagasy ao anaty kontinanta Afrikanina no misy anao ary ny folo 18 Malagasy avokoa , inona koa ary tony oul mitrniteny foana tony e!!??? Miverena mianatra fa tena efa mahamenatra , ny Afrikanina aza menatra @ izao ny hilazanao fa Afrikanina koa ny gasy sankalié
Wouahahahahhh ! Mbola tsy henonao ve ilay hoe tsy misy afrikana tompon' i afrika ? Historiquement parlant , ny nipoiran' ny olombelona voalohany indrindra teto ambonin' ny tany t@ fotoanan' ny continent gondwana dia teo ampovoan' ny ranomasimbe oseana indiana , jereo tsara ny fisintahan' ny map terrestre asiatique , afrika , amerika latina dia ,atambaro ho iray fa ho hitanao fa nizara telo , t@ izany fotoana izany ny razamben' ny olombelona dia ny dinozoro sy ny reptile volantes !!