ANANGANA AHO VE SA TSY?
1. rijadolly
(
21/06/2010 18:22)
Ny valeurn' Rà latsaka ho ahy dia tsy ho ataoko ho zava- poana, Inoako fa iraisatsika hevitra tanteraka iny. Ary tsy 60.000 izany fotsiny fa efa ho 1.000.000 ny aina latsaka nandritra ny fikatsahan' Fratsay aka an' Gasikara hataony fanampin- tsakafony fa tsy ampy ny any aminy.
Tsy misy hafaka handa koa isika fa tsy isika Gasy irery no nataony an' io. Noho izany dia samy manaiky isika fa ho very ny tombotsoa betsaka sady goavan' Frantsay raha omena fahaleovantena tena marina ireo Firenena rehetra nozanahany ireo. Raha maka ny toeran' Frantsay isika tena mahay politika eto dia inona ny ataotsika mba tsy aha very fihinana ny Frantsay? Mino aho fa tsy Francafrique no teknika nataonao fa mbola mafimafy kokoa noho ny francafrique aza. Iza no sahy milaza fa tsy nisy ny Fifanarahana an- taratasy tamin' Frantsay ny 1959, izay tsy fantatry ny vahoaka na dia ankehitriny aza ny mombamomba an' io? Azonareo an- tsaina angamba izany hoe taratasy fanamarinana no avoaka rehefa misy mitady hanao fitakiana ny rariny.
Aminao,
Izay ve no tena tanjon' ireo nanolotra ny ainy ho antsika taranany?
Ra hanagan-Tsaina ianao, Tena fahafahana marina ve no hanagananao Saina? Fa raha tsy izay dia manopa ireo Rà latsaka ianao hoe: ianareo no te hitaky izany eo.
Ra hanagan- tsaina ianao, Ka noho ny maha Firenena Gasy sy ny hasin' taninao dia mitsangana ianao hanohitra ny FANJANAHANA VAOVAO HO TSY HISY INTSONY. fa raha tsy izay dia mandihy tsy afa- tavono ihany ianao, ka lasa tsy tazana ilay Firenena manjanaka ankolaka satria takon' ilay hafalianao milaza fa hafaka.
toetsaina ahoana no entinao ra hanangana ianao, ary toetsaina ahoana no entina raha tsy hanangana ianao?

novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:37
2. AndriambyII
(
21/06/2010 21:47)
Amiko tsy dia tokony hasiana olana loatra ny @ fananganana na tsia ny saina , fomba iray nentin' ny zanakolombelona namaritra sy nihavahana t@ tsy fitovian' ny fomba amam-panao ,ny tsy fitoviam-pijery , ny tsy fitovian ' eritreritra no tena antony raha jerena !
3. rijadolly
(
22/06/2010 02:42)
Raha io hevitr' se io ry Andriamby II no dinihina dia tsy afaka manao izany tanteraka se, tsy afaka manambara izany tsy fitovim- pijery sy eritreritra izany se fa miaina ao amin' FIFORETANA ANATY FOTSINY, noho ireo SENEGALY-GASY sy ny SARIBAKOLINY ohatry ny tamin' 1947 ireny mihitsy.
Anangana ve se inona ny ao anatin' se eo am- pananganana? Hafaka aho, kanjo kay tsy hafaka. Manan- jo hiteny ny tsy rariny aho, gadra ny valiny. Noho ireo Razako namoy ny ainy ho fanafahana ahy, azoko ve izany FAHAFAHANA TENA MARINA izany?

4. ouioui
(
22/06/2010 05:32)
AMIKO DIA FANKASITRAHANA NY ZAVA-DOZA SY HABIBIANA VITAN'NY FATY IZANY ,TANY TSY FANJAKANA ARY TSY RAJOELINA NO FILOHA MPITONDRA TENY HO AN'NY MALAGASY FA MPANGALATRA TSY TOKONY HILINGILINGY HITOMANY HO PREZY
Ra hanagan-Tsaina ianao, Tena fahafahana marina ve no hanagananao Saina? Fa raha tsy izay dia manopa ireo Rà latsaka ianao hoe: ianareo no te hitaky izany eo.
5. terrywui
(
22/06/2010 09:02)
TSY AN'NY FAT NA AN'NY TGV ANIE LETY I MADAGASCAR KA INONA NO Z'OLANA RAHA MANANGATSAINA NY KOFY ETO AM TANANA
- FIANDRIANAMPIRENENA SY NY VONINAHIMPIRENENA JERENA FA TSY ZE FAT SY MPANOHITRA RERAKA MIWAWAWA WOUWOUWOWU ERAN'NY TANANA ANY

6. ouioui
(
22/06/2010 10:35)
Raha tsy azy inona no ataony eo?? Ary inona no andrarana sy hamnoina olona satria tsy tgv?? Maninona raha avoaka fa tsy ny olona dia samy mifanazava ??? Matahotra demokrasia izany
7. terrywui
(
22/06/2010 11:47)
aza miwouwouwouw eo letsy elah rabatista fa aona hiaraka aminay sy ry noue ve elah amn 26 fa hanao meeting zany hono !!...atsoy ah raha hande elah , ary aza miavonavona paty ko mo letsy fa elah ve vehivavy a!!.... elah koa otran be fo be zany !!!tsssshhhh...hande isika ka rapika efa vonona koa ...! le iny koa mila faizitsika lahy anie fa elah koa no tena diso adresse e !! leiny daholo no fototry ny olana tsika teto !!!...
8. pikatti
(
22/06/2010 13:37)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Fa naninona anelah ary lery klé, izay no tena blemn'elah hoa, heverin'elah fa ny akamanelah foana no manala @ lah ato [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG], izany ny anelah refa mandray tsy raisina ,aton'ny kil minàna