Fara veloma ho an'ny Frantsay

1. LionelMessy ( 22/06/2010 12:03)
Raha izao no fanomanana natokana ho @ mondial dia aza manantena , tsy ahazo but mihoatra ny 3 izany ry zalahy ireo ,nefa i Mexique mety handeresy an'i Uruguay mba hialany an'i Ekipako , ARGENTINE vs Grèce (3-0)
Bafana Bafana vs France (2-1)
Mexique vs Uruguay(1-0)
Nigeria vs Corée du sud (0-0)
Izay aloha ny androany fa izay tena sahy manomeza score dia ho hita eo ihany
novalian'i terrywui ny 22/06/2010 13:37
2. terrywui ( 22/06/2010 13:37)
aoka letsy zay fa efa re zay a......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2551