Na hankalaza 26juin ny MPANOHITRA vitsy an'isa na tsia dia .....
1. terrywui
(
21/06/2010 09:02)
Efa betsaka ny vahoka no mi participé ! be loatra indray aza ireo mandray anjara raha ny fandraisana anjara no tenenina !
--Mikasika ny Fanangana-tsaina izay "hanoheran'ny sasany" ny hevitray ny Famporosihana ny oul hanome Voninahitra ny Tanindrazana de anazy ny azy iny!!......
--Voalohany : Tsy an'i FAT akory i M/car ,tsy an'ny 3mv koa na an'ny mpomba na Mpanohitra ny Fitondrana !...fa an'ny Malagasy tsy vakivolo rehetra !
--Ka ny tsy "fanangana-tsaina" dia fanosihosena ny fahaleovan-tena"malagasy aloha voalohany indrindra !!
--Fanaovana z'inona ny "Fiandrianam'pirenena" Malagasy ary hapetrakay ho tantara ireo "Mpamporisika" ny oul hanitsakitsaka ny maha izy azy an'i Madagascar !
-Mbola averinay fanindroany ihany fa tsy an'ny FAT na an'ny Mpanohitra irery akory i Madagascar sy ny Fahaleovan-tena !
-fahatelo farany : Mba ahoana hoy ireo BEKOTRO maroholatra izay nitolona tamin'izany fotoana amin'izao fanaovana tsinotsinona ny ainy latsaka sy ny fampijaliana niaretany ary ny "ady ny ho amin'ny fahalevantena izao?" -----
--Izay no hamerimberenako matetika ihany aminareo hoe : aza mitapi-maso toy ny soavaly ka lalan-tokana ihany !
--faharoa: mba ampiasao io loha io fa aza atao fitoeran'ny satroka fotsiny !
MASINA NY TANINDRAZANA na dia mitady ho HOSIHOSEN'NY SASANY AZA !

novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:56
3. hery
(
21/06/2010 10:14)
Ampiasao tokoa ny loha :-)
- Bekotro maro olatra a bekotro maro olatra. Inona no nataon'i Andry teny Ambohijatovo tamin'ny 29 marsa? Naninona no tsy navela hametraka voninkazo teny ny olona? Izao vao hoe atsangano ny saina?
- Grevy no ataon'ny malagasy tsy manangantsaina. Mampiseho ny tena fitiavany ny tanindrazany ao anatiny ao. Tiany aseho ety ivelany hoe tsy mankasitraka ny fitondrana izy dia izay no fomba hitany fa mety. Tsy avela hilahatra tsinona izy, tsy avela hiteny amin'ny radio... ary tsy misy fifidianana hampisehoany ny heviny rahateo.
- Ary atsaharo ny fampihorohoroana sy ny fanaovana ramatahora mitety trano fa vao maika ny olona tsy hanangantsaina raha terena.
- Raha tena manaraka ny teninareo ny olona dia tsy voatery terena akory dia hanangantsaina.

4. swann
(
21/06/2010 10:27)
tsy avela hilahatra ? tsy avela hiteny ? --------aaaaaahhhhh.....ary io magro isan'andro teo io sy io fivorivoriana tsy nahazahoana alalana etsy sy eroa io ! fitaritana oul eo analakely ndray zao amin'izao ora hanoratako izao no ataon'ny mpanohitra koa tsy mahazo miteny aona ary
6. terrywui
(
21/06/2010 10:59)
--resaka hafa mihitsy ireny hery fa aza afangaro a! -- MPANONGAM-PANJAKANA ara-dalana mihitsy ny vesatra hiampangana ireo olona ireo !! -- ny FJKM anie raha tsy niditra tamin'io fanonganana io de tsy nisy ny Radio Fahazavana nakatona sy ny Mpiasa tao voasambotra e ! any amin firenena sasany aza ireo Mpanongampanjkana tonga ny andry lerony de pan pan pan !!
--aza afangaro le resaka meeting sy le resaka coup d'etat !

7. hery
(
21/06/2010 11:05)
Oudry...
Mpanongam-panjakana ahoana? Inona no atao hoe manongam-panjakana aloha? Angaha tao nisy niteny hoe "Izaho amin'izay no prezidà"? Sa rehefa manohitra ny fanjakana aminareo dia mpanongam-panjakana?
Ireny hitanay tamin'ny 17 mars tao Antanimena ireny izao no atao hoe fanonganam-panjakana. Tonga dia misy miteny tampoka hoe "Izaho no Prezidà"

8. terrywui
(
21/06/2010 11:10)
Yééééé...tena fanonganampanjakana ara-dalana mihitsy !! feno ny fe-petra rehetra maha fanonganam-panjakana an'iny resaka Mozole iny !! ary ny vavan'i Momo mihitsy no nilaza fa ampionareo vahoaka sy fiangonana izahay fa androany no andro hanonànay ity tantara ity tonga ny fe-trandro !!!!
--tao anatin'izany ny wawawa sy ny wouwouwouwouwn'ireo radio mpanohitra mandranitra vahoaka sy mitaona hikomy tsisy farany ......

9. pikatti
(
22/06/2010 13:56)
tsy ao @ niveau an-drawix zany Rahery a, io anie bandibontolo fotsiny e,bloky lahy mpanarak'efa , efa herintanao sy tapany no nanazavana an'izany fa e e e[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Mpanongam-panjakana ahoana? Inona no atao hoe manongam-panjakana aloha?
10. pikatti