hamonjy an'io meeting miaraka amin'ny GTT paris io aho raha .......

1. terrywui ( 21/06/2010 19:17)
...ohatra ka maharesy lahatra anah ny toetran'ny GTT miaraka amitsika ao!
-- ka itako hoe tsy hiandry vola ho zaraina fotsiny , otrandry rapika sy ny namany fa mba tena fitolomana marina sy fisaonana no hatao any!!,

--dia hiova GTT marina tokoa aho raha mipass ireo critère rehetra eritreretiko reo! .... raha ohatra moa ka tsy izay le izy letsy ra-noue de miala tsiny amlah aho fa de hiverina amin'ny asako taloha iany ah zany ! hivarotra toaka gasy sy rongony ozy razokibe sareraka zay !!....

- Raha maharesy lahatra ahy nareo GTT zany de hiova zahay TGV zay tonga rehetra any !...ataovy ny rdv tsika letsy noue a !..
novalian'i xxxw ny 23/06/2010 00:09
2. xxx3 ( 21/06/2010 21:35)
manaova ihany ialahy foza ry rawix fa tsy misy hanalana azy eto an,fa mba ohatrinona aloha izay no mba azon'ialahy t@ io fanjakana fa dia marary fo be loatra raha vao manakiana le HAT,
3. terrywui ( 22/06/2010 09:19)
Za ane tsy mikozy amlah oe tena hiova e!!...fa raha maharesy lahatra anah oa le toetranlaisany tia vola reo !! satri isaky ny misy meeting de le "S" fona no mahamaika anlaisany fa tsy ze fitiavan-tanindrazana sy fitiavana an'i dada zany !!!

rapika== tsy hainlah letsy io kozy io rapika fa misy fikabenay sy Noue fa marenina elah a!....avo lenta be le kozy ka sur aho fa tsy ho azonlah le izy raha azavaiko eto fa antsoy ah de hazavaiko miadana sy milamm amlah raha ho azonlah ao anatin'ny adiny dimy !
4. pikatti ( 22/06/2010 13:33)

fa raha maharesy lahatra anah oa le toetranlaisany tia vola reo
Mikonainaina rawix ato zany klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Elah donto be io ve leiss de hiova soa ihany fa tsy mahafaty ny havendranana[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
5. pikatti ( 22/06/2010 13:33)

fa raha maharesy lahatra anah oa le toetranlaisany tia vola reo
Mikonainaina rawix ato zany klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Elah donto be io ve leiss de hiova soa ihany fa tsy mahafaty ny havendranana[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
6. bazylou ( 22/06/2010 16:54)

Izao fivorivorina fampiesonana tsy inanakanina rehetrA izao.

Zay tsy ho any e

VIVE. TGV.
7. xxxw ( 23/06/2010 00:09)
Miandry anao ny bazylou fa aza BE wiwiwwouwou ato fotsiny ialahy cassss toi pov'Co
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0563