Fara veloma ho an'ny Frantsay

1. LionelMessy ( 22/06/2010 12:07)
Mampamangy indrindra , vita hatreo ny aminy
Bafana bafana1 - 0 Frantsay
novalian'i milamm ny 27/06/2010 17:09
2. hery ( 22/06/2010 13:20)
tsy milalao izany i Evra dia i Diarra no kapiteny. Ireto daholo no milalao androany:

Hugo Lloris; Bacary Sagna, William Gallas,Sébastien Squillaci, Gaël Clichy; Alou Diarra (cap), Abou Diaby; André-Pierre Gignac, Yoann Gourcuff, Frank Ribéry; Djibril Cissé.
3. terrywui ( 22/06/2010 13:36)
aoka rahery a...mahamay be ny tanana amizao e!!...lavo ny anay klee...
----Lionnel messi===aza mandatsa fa sao de mivadika tampoka eo io globy io !!!
4. LionelMessy ( 22/06/2010 15:30)
Eto angadiko ny eto ry lery a , makary @politika ialahy raha te ho petsain'i pikatti any , mazava fa tsy mahavita sady tsy mahakofoka ny ekipa petatoko
5. LionelMessy ( 22/06/2010 15:30)
Eto angadiko ny eto ry lery a , makary @politika ialahy raha te ho petsain'i pikatti any , mazava fa tsy mahavita sady tsy mahakofoka ny ekipa petatoko
6. Ronaldo ( 22/06/2010 15:36)
Ok , mety ny prono ranamana a
7. Ronaldo ( 22/06/2010 15:36)
Ok , mety ny prono ranamana a
8. milamm ( 27/06/2010 17:09)
tena nampalelo ny nahita ny anglisy nihitsana nanampy ny frantsay sy italiana ,i rooney aza tsy ni-score goal na 1 aza fa de teo no raisina ,ratsy defense sy attack ny anglisy de namboariny rainiboto tsotsotra @ counter attack
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4105