Nakaiza daholo ny sipa manja?

1. hery ( 21/06/2010 08:19)
Marina fa manana ny maha izy azy sy ny maha manja azy ilay sipa lany tamin'ny Miss RTA teo fa tena gaga ihany aho hoe dia tena tsisy sipa manjamanja kokoa intsony ve ao Dago ao? Miss izany ange tokony ho lafatra tonga dia manintona ny maso rehetra mihitsy e.

Tsy aleoko ihany mijery andry sergia? jereo eto

novalian'i Dan23 ny 27/10/2010 12:14
2. Malita ( 21/06/2010 10:48)
hihihi
Ry Hery zany kosa anie masiaka e? oh "mba"mahafatifaty kosa io e! hihihi
iza ary no mba eritreretin'i Hery e?
3. RAJOTIANA ( 24/06/2010 05:05)
Manja kosa io ra-Hery a!hahahahaha
4. tess ( 09/07/2010 13:17)
hihihihih! marinizany!!!!
mety ny intéligensiny koa nge no mikonty hery e! tsy ny hatsaràna ety ivelany ihany mantsy no jerena amreny concours miss ireny...
5. sasa ( 09/07/2010 13:29)

hihihihih! marinizany!!!!
mety ny intéligensiny koa nge no mikonty hery e! tsy ny hatsaràna ety ivelany ihany mantsy no jerena amreny concours miss ireny...
6. sasa ( 09/07/2010 13:31)

hi hi hi zao no tiako ho lazaina d lasa an'i le izy!
ny sipa manja aloha betsaka fa ny nanao ry zareo, efa occupé daholo angamba, fa io sipa io tsy d intélligente izany fa raha ny safidin'ny mpitsara d tsy io fa ilay sipa 1 avy any fianarantsoa iny (NOME no anarany) fa io safidin'ny publique, zany hoe izay be sosy ihany no lany e!
7. tess ( 11/07/2010 11:46)

sasa ahoana aky no ilazana hoe izay be sosy ihany fa nividina izany ny olona nifidy azy hihihi
8. vale ( 12/07/2010 23:16)
...mahafatifaty kely anefa amiko aloha a, eny e, tokony hoe belle fa ça va, saika nitovy tamin'i Tantely, ny fitsiky fotsiny tsy nampitovy!
9. tess ( 13/07/2010 15:24)
somary ranga nify ngamba no ilazanjareo anzany aky vale hihi tokony nanao appareil dentaire tam mbola kely hihih
10. vale ( 15/07/2010 14:03)
Tess: hihi, ie tsy mahitsy mihintsy,mbola azony ahitsy io, enga anie mba ho ataony, LOL.
11. mamijo ( 15/07/2010 21:36)
raha za no nifidy aleoko nifidy an'i tess
12. andrywui ( 21/10/2010 12:39)
hin hin hin aoka letsy ty adalanlah ty ry mamijo a
voatefaka be eo a hin hin hin
13. bonne ( 22/10/2010 14:46)
Ary reto bandy reto tsy mahay raha tsy mandrangitra olona ve kle, mba milaza mba idee ny letsy izy fa mangina elah !
14. cyril ( 26/10/2010 23:19)
Izaho ihany no cyril ,andrywui,la bonne ,bonne mantsy pardon hoan ireo mpanao zenam an hin hin hib
15. Dan23 ( 27/10/2010 12:14)

tess:

hi hi hi zao no tiako ho lazaina d lasa an'i le izy!
ny sipa manja aloha betsaka fa ny nanao ry zareo, efa occupé daholo angamba, fa io sipa io tsy d intélligente izany fa raha ny safidin'ny mpitsara d tsy io fa ilay sipa 1 avy any fianarantsoa iny (NOME no anarany) fa io safidin'ny publique, zany hoe izay be sosy ihany no lany e!

sasa ahoana aky no ilazana hoe izay be sosy ihany fa nividina izany ny olona nifidy azy hihihi

marn kosa lo fa betsaka no manja levitra no io e,fzay le ts met amle vote par sms eto dago,otran ze b S ian no lesa sad betsaka ko ra hery ny sipa manja eto mada fsaing ts d liana lotra amren a,ts aiko oe manin f zay le iz
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2353