TONGA NY ASARAMANITRA O...manimanitra fety i Gasikarako !!
1. terrywui
(
22/06/2010 09:13)
Mba ho fankalazana ny Fety ho amimpahasambarana tanteraka dia hozarain'ny FAT sakafo isan-karazany ny vahoaka eto andrenivohitra sy ny any amin'ny faritany rehetra !....toy ny menaka , hena ,vary fotsy makalioka ,.....ho tretrika ny Fetin'ny Malagasy amin'ity indray mitoraka ity !!!! feno ny hafaliana fa ny "Fety vita , ny sakafo ho azo ....!!"
"f'angah lty ny mokondahanareo leretsy eto ambonin'ny tany no tsy maintsy ho tohaina ....." ozy razokibe Rossy zay !
"f'angah lty ny mokondahanareo leretsy eto ambonin'ny tany no tsy maintsy ho tohaina ....." ozy razokibe Rossy zay !
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:20
3. rasamy
(
22/06/2010 09:24)
[URL=http://ti1ca.com/877qu3uu-AZ-AZ.jpg.html][IMG]http://mk9.ti1ca.com/877qu3uu.jpg[/IMG][/URL]
4. terrywui
(
22/06/2010 09:50)
RASAMY PATY MANOLANA .....

AZA AVERIMBERINLAH ATO AMIKO ATO TSONY IO FAHOTANA MAHAFATY NALEFANLAH IO GGGGRRRRR.......

AZA AVERIMBERINLAH ATO AMIKO ATO TSONY IO FAHOTANA MAHAFATY NALEFANLAH IO GGGGRRRRR.......
5. Noue
(
22/06/2010 11:29)
tsy fahotana mahafaty zany lesy io wiwi aaa ! io nasehon'i rasamy io no tena izy eee !! fa taiza elah t@ ora nidona ???
6. terrywui
(
22/06/2010 11:41)
slt letsy noue ! ahona lety noue a!.....zavatra vao noforon'i rasamy vao anikeo maraina ve io de mampidanaka anareo mpiondana e ? tsy aleo ny dorizinnn iany ?...sa aona lety oui oui ?
7. pikatti
(
22/06/2010 13:20)
Fanina ndray rawix klé , ataon'ny Rasamy mahamay elha , milay leisy rasamy a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/aplausos.gif[/IMG]
8. pikatti
(
22/06/2010 13:20)
Fanina ndray rawix klé , ataon'ny Rasamy mahamay elha , milay leisy rasamy a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/aplausos.gif[/IMG]
