J - 0 .... tonga ilay nandrasana ! mitotorebika ny vahoaka alinkisa fa jereo haingna ny télé anie e....

1. terrywui ( 26/06/2010 09:23)
Oooooaayyyyy eeee...... vahoaka Malagasy alinkisa zany !!!!!!

TONGA NY FETY EEE......

tena fetimpirenena tokoa !!..

de hita tokoa ireo vitsy an'isa mpamadika tanindrazana tsy mety hifaly ho an'ny tanindrazany fa tsy tompon'ny tenany mihitsy angamba ka mety nanenina ihany mahita ireto vahoaka bobakabe sady ravoravo sy mifaly ....


TONGA NY ASARAMANITRA OOO.....
novalian'i terrywui ny 27/06/2010 13:57
2. tsimendrika ( 26/06/2010 09:35)
Misaotra anao nanome vaovao.

Dia mirary soa e.
3. diloo ( 26/06/2010 10:09)
Endrika ny fiarahabana nataon'i Maeva74 no entiko hiarahabana ny malagasy voatsindry hazo lena ny mpitondra mpanitsaka ny zoam-bahoaka nandritry ny 17 volana.
Samy manana ny fomba fankalazan'ny satria samay manana ny dignité-ny. Koa tsy anjaran'i ra-Terry no mibaiko ny tsirairay hanao ny tokony ho ataony.

maeva74 - 25/06/2010 11:24
Samy tia Tanindrazana avokoa isika rehetra. Tsy resa-politika akory fa vetsom- pahatsiarovana ilay Nosy mamy ihany.

Miarahaba antsika Malagasy tsy vaky volo! Tratry ny ASARAMANITRA daholo

Gasikarako!

Ianao ilay tany niaviako,
Tanindrazako lalaiko
Ianao ilay tany mamiko,
Ihanjadian´ny fahoriana
Eny, ao koa ny fijaliana
Hivavaka aho mba ho anao,
Mba hitondra fahafahafana
Izao fotoana izao.

Tsy misy azoko atao
Hampitony ny hirifirinao
Ny hany azo atolotro
Dia ny vetsoko , ny soratro
Ianao no andrandraiko
ka ho karakaraiko
Ianao ilay tany masiko
Ho avin´ny taranako

Na nisalotra ny fiavian´ny hafa aza aho
Dia tsy hoe akory rehareha izany
Nandao anao tsy satry aho
Nohon´ny fitadiavana hatrany
Ny foko sy ny fanahiko
Tsy mitsahatra ny mivetso ho anao
Amin´izao ora hikaloko izao
Madagasikara, tsy atakaloko an´iza ianao
Izaho efa anao

Raha nandao anao aho
Sanatria, tsy foana ny fitiavako
Ianao ilay tany masina sy lazako
Tanindrazako tsy foiko, voahasina
Tany nahalatsahan´ny tavoniko
Teraka aho Malagasy , maty aho Malagasy
Na dia hoe " Vazaha taratasy"
Ianao no fiandohako
Ary ianao koa no mbola ho fiafarako
Ry Madagasikara!! TANIKO

Nandrianina Maevatiana
4. diloo ( 26/06/2010 10:12)
Elah ty leitsy ra-Terry dia tena be zesta an. Ay kay elah ty eto Paris mandositra ny GTTandroany, dia miafina manao filaharana Gay Pride. Normal fa pelaka toa ny vazaha nareo foza. lol.
5. terrywui ( 26/06/2010 12:01)
ity no izy diloo a!.....


TONGA NY FAHALEOVAN-TENA
MITOTOREBIKA NY FIRENENA
FA TONGA TOKOA ILAY ANDRO MANANDAZA
DIA ILAY FIANDRIANAMPIRENENA NO HO HENIN-KAJA
KA DIA ARAHABAINA I HERY ARAHABAINA IPIKATTI
ARABAINA KOU NA MIVIKA AZA I ZIGZAG SY I OUIOUI
FA NY ARAHABA DIA ANTSIKA REHETRA
FA NY FETIM-PIENENA DIA TSY MANAM-PETRA
6. diloo ( 26/06/2010 17:43)
Izay voa azoko inona no maha maikan'i Toi nanao entrainement ny fandihizana zouk kassav, kay hanaovana fampiseona fahaizana mampadihy vody entina aseo eny @'ny Gay Pride eto Paris.Tena tsy nampoihiziko ho pelaka Toi kle.Niezaka nananontana ny GTT androany saingy nitsoaka sy sirika, dia io Toi nanao slip sy nampadihy vodim-poza gaigy mpiredy.lol.mdr.
7. terrywui ( 27/06/2010 13:57)


diloo === ary efa manomboka mihagaigy firesaka nanaraka ny hadalan'i rapika kou elah an !... nefa elah tam voalou tato tena pasitera diloo mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.038