MIARAHABA ANTSIKA REHETRA NA DE MALAINA NY HANKATO AZA ANIO OOOOO.....

1. terrywui ( 26/06/2010 09:04)
ARAHABA ....

TONGA NY FAHALEOVAN-TENA
MITOTOREBIKA NY FIRENENA
FA TONGA TOKOA ILAY ANDRO MANANDAZA
DIA ILAY FIANDRIANAMPIRENENA NO HO HENIN-KAJA
KA DIA ARAHABAINA I HERY ARAHABAINA IPIKATTI
ARABAINA KOU NA MIVIKA AZA I ZIGZAG SY I OUIOUI
FA NY ARAHABA DIA ANTSIKA REHETRA
FA NY FETIM-PIENENA DIA TSY MANAM-PETRA



2. terrywui ( 26/06/2010 09:18)

Tsisy Malagasy na Mpitondra andevozina ankolaka na mivantana zany tsony izao e !! hatramin'ny nandroahan-dratsiraka ny vazaha rehetra 90% teto M/car nanomboka ny 1975 dia efa malalaka ny Malagasy , manana ny fahafahany ! raha te hanampy kosa anefa ny vahiny na frantsay na allemand na amerika sns ... de raisin,a antanan-droa satria mila vola i Gasikara fa nantin'i dada nitsoaka daholo ny tao antsompitra rehetra

----fa asakasakareo mbola voazanaka ara-tsaina kosa fa izahay efa afaka ary mankalaza ny fetim-pirenenay !! feteo any ny fetim-pirenenareo any Italy sy France any fa nenay ny fetimpirenena Malagasy ihany no hajainay ...... !!! zahay tsy mpamadika tanindrazana !!
3. tsimendrika ( 26/06/2010 09:40)
Terrywui,

Misaotra anao tamin'ny fiarahabana, indrindra ilay tamin'ny voalohany, izay toa milaza fa tsy misy lolom-po ao anatinao, ary dia izany tokoa no tokony ho izy amin'izao Fety izao.

Ilay faharoa kosa no asiako fanamarihana kely, satria ny fahitako azy dia tokony avalona any amin'izay izany resaka hafahafa izany.

dia mirary fety sambatra daholo e.

ILAY TSY MENDRIKA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0573