fety izany tao @ ambasady gasy tao paris ry zareo an

1. blouky ( 27/06/2010 11:38)
mampihomehy ny zava nitranga tao anatiny,nahazo invitation izahay 5 mianaka fa izahay roa ihany no niditra fa ny 3 nihenoheno tany ivelany.Raha vao niditra izahay d hitanay mimpetaka @rindrina ny sarin'ny lehiben'ny fatin'alika.Somary nifampijerijery teo aloha ;olona 5 teo no nampandroso,d misy gendarme asa na fopla na tena izy,tsy ny sakafo no antony nidiranay tao akory fa iaraha mahalala ny fiainana aty fa tsy d mijaly @izany aty na hoe vao nahita,asa zay nikabary vinaninany tao fa teo @olona 50 teo eo no tao,izahay koa moa tsy nahazo naina d nivezivzy ,naroso ny sakafo tsy d manahona toy ny nem sy samosa eo @ 2 isan"olona teo ,tsisy salade,ny laoka gana tsisy saosy;zara aloha raha nihinana sady ratsy é,ny zavatra tazanay d ireo gtt namanay teo ivelany b d b,nisioka sady mihorakoraka,tsy ela moa d tonga ny polisy d somary niisaka ny gtt ka namelatra standekely lavidavitra ,nitsangamenatra ny HAT satria sady tsy nahazo olona no tsy d nanahona ny sakafo,tsy haratsinjavatra izany,t@2h30mn taty no tampitra ny tao fa izahay moa efa nody taloha b nanantona ny gtt namana,d izay ny zava nisy tao,ary ny olona invité d nihanahana daolo nahita fa kay i rain'ny tay no nikarakara ity fety ity betsaka ny tsy nanampo ka nivoka niaraka t@nay
novalian'i pikatti ny 28/06/2010 15:09
2. terrywui ( 27/06/2010 13:51)
hin hin hon hon hin h...ary itako elaisany roalahy lety nambosimbosika nem salade sy samosa teo ivelany teo iny a!!...iny anie no nahitako anareo mtsmy e!....rehefa voky sambos elaisany de mody nibetroka amzay !!
-- kay vao niseranan'ny Prà teo antokotany fotsiny de nirifatra sady niaritra hain'andro be teo !!sady nihogahoga otran'ny fanao ....
fa ny olo-manakaja nipetraka amboninahitra tao anatin'ny ambassade....koboko daholo anie laisany e !...
3. Noue ( 27/06/2010 16:40)
fa tena nihidy V kosa aloha ny foza(T) rehetra tao eee ! aiza ve ka oe manomboka @ 12h-14 dia ny Gtt tena vonona ny hifanatry tava, dia inona no nitranga ?? nitsaoka matanjaka ny foza fa tsy sahy dia niravana aloha ee ! zany ny aina ka te hanao !!! sady toa be dia be ny maizina tsy mahay teny gasy na dia pitiny aza ?? nasaina niambona tao ?? ary toa ankizy no maro anisa tao ???

ny anay dia zao fotsiny eee

Arendrina ô may ! may ! may

radomelina miala @ zay

Ravalomanana ihany ny anay

izay tsy faly miady @ nay


sa tsy zany ry foza T() ?
4. xxx3 ( 27/06/2010 16:41)
taiza aloha ialahy e ,nisy tary akamanay tao dia nonotanainay hoe aiza ialahy ,dia namaly lery hoe tsy tonga hono ialahy nefa anjaran'ialahy no manao raharaha tao
5. diloo ( 27/06/2010 22:26)


taiza aloha ialahy e ,nisy tary akamanay tao dia nonotanainay hoe aiza ialahy ,dia namaly lery hoe tsy tonga hono ialahy nefa anjaran'ialahy no manao raharaha tao

Normal raha tsy hita fa vao nahita barrage GTT,dia lasa nitsoaka nanao Gay Pride lery nitaigina char fleuris nampiseo silipo sy nandia zouk kassav tao Paris tao.
I miss-Terry anie ka karazana tary manao lohana Titeuf itony e!Any ka mahafinaritra lery atao fanala andro eto amin'ny sera.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol.gif[/IMG]
6. terrywui ( 28/06/2010 09:09)
diloo aa....... aza be wawawa toi diloo fa olon-dresy anie nareo ee!! ataovy ao antsaina fona zay isaky ny vao hiditra serasera toi hoe : olon-dresy izahay !!
-----za letsy nahakobo andry lezalah reo fa otran be style be mizesizesta sy miseho milay fotsiny ry lerony naleoko niala pitsika zahay a!!!
---dimy lahy sy PA roa zahay no teo ...tsisy tokony atahoranay na kely aza teo !.... na ny akanjo nanaovanlaisany aza anie rapika sy feticon haiko tsianjery daholo e!! eo akikinlaisany eo ah fa laisany no efa kopaka de tsy mahita tsony!! raha afaka mirappel elaisany dia peugeot307 noir no nisy anah !!
-- indroa teo amlaisany teo ah fa laisany miavonavona be de nipitsika teo ah !!...ho teneniko ve ny akanjonlah sy batista e? --elah manao costume rapika (nesorinlah ny veste -ny ), ary rabatista manao akanjo carreaux tsipitsipika!!... fa lisany otran'ny tsy haiko na mody fann na miavona be de dila ah avy eo !! hin hon hin hon
--ka ahoana marina sa tsia ??hon hon hon hon
za manko lazain'i hery fa tsy sahy nakeny ony ozy lery !.....


7. blouky ( 28/06/2010 14:49)
tena mythomane mihitsy ianao ry terrywui,fa dia nahoana loatra e ,tao residence ny ambasady izahay fa tsy nahita anao tao,nojorenay ny registre ny invité ,tsy tao ianao .Betsaka ny namanay tao fa tsy tonga mihitsy ianao araka ny filazan'ireo
8. blouky ( 28/06/2010 15:03)
hay moa i terrywui =andrywui nefa i andrywui=andry rajoelina norme be ianao raha tsy tao @ ambasady ry terry an mbola nandray an'ireo invité teny palais de iavoloha niavaka ny vadinao mialy ianao
9. pikatti ( 28/06/2010 15:09)

tena mythomane mihitsy ianao ry terrywui

Zavatra pov prétencieux kely anie lery iny e, [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529