VITA FETY

1. rijadolly ( 27/06/2010 06:06)
Efa mba nahafinaritra aloha iny fety iny na dia nangidy aza ny fanjanahatany 1883 - 1960 sy ny fanjanahana ankolaka 1960 - 2010 ary ny tena mampalahelo amin' izao androny fanatotoloana izao dia ny fotoana Namoretana ny GASY mba hanaiky ilay taratasy izay tsy fantany indray ihany koa ny ao anatiny fa ho tombotsoan' ilay Firenen' ny renimalalany 2009 - 201?.

An' iza ny ambin' Fety? hisy fanantenana amin' izay ve ny GASY sa mbola an' renimalala ihany?

Fanahiana ity fa tsy misy porofo akory na hoe marina na koa hoe diso: Efa vita sonian' FAT ny fifanarahana amin' Frantsay 2010 - ?????, Miandry fankatoavana iraisam- pirenena sisa dia mangina tanteraka ny GASY, ny vazaha taratasy rehetra dia mahazo mivezivezy ohatran' izay 50 taona mahery lasa izay ihany.

Haniky ve isika, indrindra ianao TGViste? Efa nahazo FETY tsara- be ve dia tsy mahazo manohitra izany intsony?
Henoy ny feon' ny fieritreretanao, MIJOROA IANAO FA GASY.
novalian'i terrywui ny 27/06/2010 13:58
2. terrywui ( 27/06/2010 13:58)
rija a .....ndana matory fa marary kibo enao de mirediredy sisa an !...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1089