Ny teny ratsy kosa tsy azo ekena !

1. haryvelo ( 05/07/2010 17:18)
Na misy aza ny teny mahery sy fifamaliana (izay no maha forum ny forum) , fa ny teny ratsy kosa angamba dia tsy dia mahasoa loatra raha alefa eto ,betsaka no mamaky eto na ny tanora na ny ray aman-dreny eny na ny ankizy koa aza ,ka tokony ho lanjalanjaina ny zavatra izay soratana eto
mamaky ao ambany ao aho fa misy olona iray mandefa teny ratsy tsy ankiato ao ,ka sao dia mba tokony ho ajanona fa tsy mety!
novalian'i diloo ny 07/07/2010 20:21
2. xxx3 ( 05/07/2010 18:30)
hay ve ra wix 2em classe a l'age de 35ans ,tena mila mianatra mafy ialahy bain fa tena tsy lasa io gradin'ialahy io an
3. xxx3 ( 05/07/2010 21:38)
nisy bandy niteny ahy fa hay lery ity dezert tany dago dia nitetika ny hala asile kinanjo ,io deprimé sy mivazavaza eto @ serasera io sisa raha za ialahy ry bain manao tim dia miverina maka asil indray fa mety hipoaka @ izay ny carte de residant 10ans hon hon hon hon
4. xxx3 ( 05/07/2010 23:17)
http://www.facebook.com/home.php?#!/photo.php?pid=400631&id=100000151913683&fbid=132183696796693
5. xxx3 ( 05/07/2010 23:19)
tena dezert marina bain kle,dia nanao ahoana aloha lettre nosoratan'ialahy tany @ OFPRA ,nolazain'ialahy hoe novonoin'i dada ve ialahy dia nitsaoka any france ,i dada aza lesy efa any afrika atsimo ko ,ndao lesy ry bain hiverina gtt dia miverina manao demande indray an,
6. xxx3 ( 05/07/2010 23:23)
petsa tany ve ry bain ,rahampitso maraina indray ialahy mivohavoha ohatran'ireny alika mivohavoha ireny
7. diloo ( 06/07/2010 16:00)

Na misy aza ny teny mahery sy fifamaliana (izay no maha forum ny forum) , fa ny teny ratsy kosa angamba dia tsy dia mahasoa loatra

Mankasitra ny teninao aho, ary marina sy misaotra anao.
Endre tsara amin'izay ry terry fa ianao no nanomboka io resaka chien de salon io, any ka tsy nahataty i xxx3 dia nanjary nivadika ompa variraka.
Aza adino ry terry fa i Toi anie efa nanao voady voa tsy ela akory e!
Tena mitovy be ny fomban'i andry rajoHell manao sonia dia avy eo tsy mahafantatra ny sonia nataony.
Dia toy izany koa i ra-terry, manao voady dia avy eo mody manadino ny voady nataony.Hihihi!
Aiza moa no tsy voaompan'ny sasany.
Araka izany dia ajanony amin'izay ny ompa.Ok ve e!
Tsiky dia ampy, eny na dia tsy miombon-kevitra aza. Sa ahoana kle?
8. andrywi ( 07/07/2010 09:56)
diloo ====) marina ny anlah letsy !! fa za kosa tsy niteny ratsy na kely aza ao ambany ao an !!....tsosy ao ! i feticon sy i xxx3 ary i zama91 no miteny ratsy tao nefa mbola velona daholo ireo PS ireo ! anotanio i Haryvelo oe iza no miteny ratsy itany !!... efa bandy mpandefa copie-coller teto hatramizay ! mpanao le ankitifitifitra porno teto tam heritaona iry nedala io! fantatr'i hery tsara zany nefa mbola io iany lery amle ramosekely sy feticon sy zama91 sy bekarafa sy xxx3 sy ouioui sy zigzag sy bekiraro fa mbola miteny ratsy be eto nefa mbola eken'ny mpiandraikitra ihany !!


----- i terrywui kosa tsy niteny ratsy fa noho ny maha TGV azy de nofafain'i hery ! mbola ho lavitra amin'ny gasy ny tena atao hoe politika !
9. diloo ( 07/07/2010 20:21)


diloo ====) marina ny anlah letsy !! fa za kosa tsy niteny ratsy na kely aza ao ambany ao an !!....tsosy ao ! i feticon sy i xxx3 ary i zama91 no miteny ratsy
---- i terrywui kosa tsy niteny ratsy [/u]


i feticon sy i xxx3 ary i zama91 no miteny ratsy

Fanontaniana tokony hapetraka, inona no antony mahatonga ireo namana ireo tsy naha fehitena?
Avy aminao rawix no nahatonga ny fahatezeran'ny mpisera eto.
Antony: misesika maro ny fomba fanindrianao ny namana ho "chiens de salon"
ny resaka alika anefa, tsara ho fantatry ny rehetra fa anisan'ny teny fadin-drazana amin'ny malagasy, indrindra fa ny foko Betsimisaraka. Araka izany, tsy dia mahagaga raha ompa variraraka no niantefa taminao.
Raha manao resaka alika ianao any Toamasina, dia aza gaga raha tapahina amin'ny langilangy ny tahom-piainanao koa lasa eunuque no hiafaranao.
Raha fomba toa io no entinao hanaovanao provoc, ohatra raha miteny ianao, manoloana ny mozolmana, manao hoe: "vous étes des porcs de salon", minoa ahy fa tratra ny Fatoi ianao eran'izao tontolo izao, ary tsy i Andry na i ra-sarla no hiaro anao, fa kosa tapaka ny lohanao. koa izay eranao ihany.
Hoy aho hoe mipetraha tsara. Izay fotsiny.

i terrywui kosa tsy niteny ratsy

Aza manadio tena ianao, na dia tsy voasarika ny provac-HAT-ion-nao aza aho.
Ny intention-nao mazava be, ohatra: diloupp... etsy ambany.
Saingy aleoko tsy mihoatra ny taranjanao satria tsy mitovy ny valeran-tsika.
Ianao rawix etsy ambany, nanao voady hanome valera ny tenanao, amin'ny fomba mendrika, eny na dia tsy miombo-kevitra amin'ny rehetra aza. Raha misy anefa manome tsiny anao dia ny tenanao ihany.
Bien sûr tsy mankasitraka ny fitenenan-dratsy aho. Fa kosa tokony hajanonao amin'izay ny fototry ny maha tonga ny namana tezitra sy tsy maha fehitena, koa manjary manao ompa tsy satry.
Koa izay eranao ihany ry rawix.
Amiko, dia tokony anao pas ianao manoloanan'i feticon sy i xxx3 ary i zama9, hisian'ny réconciliation fraternelle samy mpisera tsy mitovy hevitra. Tsiky dia ampy.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/F_EYEB%7E1.GIF[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/copains-9247.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0521