MPIONDANA LANY MOFO ... NIOGAHOGA TEO SANFILY .. PETSA ABY ...
1. terrywui
(
05/07/2010 12:26)
Kay tsy iza fa ry mpiondana lany mofo ireo nihogahoga kely nitondra pankarta nanevateva Fanjakana teo Sanfily ireny !! le roalahy nitoraka kapa alou efa tsara levenana ireny fa tonga de pan pan apna any amin'ny toby any fa irei mpilanja pankarta no namboarina androany maraina defa petsa daholo koa !!
mahazo miditra amin'izay enao President raha te ho ao Tuléar fa efa nangiana ny chien de salon tao a!! hon hon hon hon hon
mahazo miditra amin'izay enao President raha te ho ao Tuléar fa efa nangiana ny chien de salon tao a!! hon hon hon hon hon
novalian'i xxx3 ny 05/07/2010 21:40
2. terrywui
(
05/07/2010 12:35)
ny tena mahagaga kou de ity !!.... fa maninnn ary ze zacatra ataon'ireto mpanohitra ireto no tsary misy vannnn aby fa mitsefotra daholo !!! ohatra fotsiny
--------- le fandrovitana pataloha teo amn MAGRO = nitsefotra
---------le SADEKA SADEKA kely iry ,tsary nisy tohiny koa = nitsefotra
--------- le swaziland sy ry UA sy ry ia aby anga mo izy teo = nitsefotra iany koa
--------- le fanantenam-be an'i Momokely efa nody vovoka = nitsefotra
--------- le fidirana tao amn Camp Mausolé tany miaramila hivavaka = de mbola nitsefotra ko
de tsary nisy vaniny ee!! nefa anie izy rehetra ndray ato de mahagaga fa de manantena be zavatra zany izy mianakaby ato asa manakory loatra ry ra mba azon'ireto mpanohitra ireto io Fanjakana io re ! asa angamba de hamono omby iray toko i hery ka!!

3. terrywui
(
05/07/2010 14:16)
MANANTENA TSY MISY FA NY MAMOY MORA FOANA !!
MITOMANIA MAFY ABY DE MIHOGAHOGA
AVY EO MIAKANJO MAINTY ABY MISAONA !!!
TSISY CLE EEE TSY MAINTSY RESY FOANA NA BE WAWAWAWOUWOUWOUW ETO AZA !!
ALEO MANAMPY AN'I DILOO MIVAROTRA BROKA NO METY SA AONA LETSY ?

4. pikatti
(
05/07/2010 15:24)
Tsy misy resaka azon'elah na de ray aza,18mois tsisy valeurs ve de tsy azon'elah hoe fa mahery vaika ny légalistes klé[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/doh%21-45.gif[/IMG]
5. feticon
(
05/07/2010 15:37)
lery iny miseho azy PA isaky ny mandeha ,eto ny PA AN4IALAHY RAHA MAFY IALAHY FA ANDROANY AHO DIA TONGA ANY ST DENIS LE AMBO RAZANY TY
6. terrywui
(
05/07/2010 15:41)
elah oa ry zigzag vendrana tsy ampy ahy elah !!! fa ny vadinlah ao pantin iny aza ho amboarinay any kou iny ! .... haingana ary elah ra te ho goaka mialohan fotoana e !! ...kitana fa laniako amlah ny chargeurs ko !! ary avoay amzay le ZAMA91 sao alako baraka eto e
7. feticon
(
05/07/2010 15:45)
fa leleko pory ny anabaviko raha tsy ho azoko ialahy io re andevo lahy ty
8. pikatti
(
05/07/2010 15:47)
Aza asiana resaka fanalam-baraka zany kosa ry zalahy fa io samy mahay fa misy fetrany e, lasa mivoana be zany kôzy zany klé, [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]tsy mahazaka resy koa rawix zany nama a, ahoana le RDV aloha e, aiza no hijerevana ny finale foot de samia mahay mionona ry zalahy a
9. terrywui
(
05/07/2010 15:48)
kitana elah ry be teny ratsy a.. ngah zany mipass aminay zany ee!... ny mipoaka iany no miteny amiko ry papa a ...
10. feticon
(
05/07/2010 15:55)
mangina ialahy fa sans papier bientot ny sarin'ialahy voalako no hiseho eto tu vas voir
11. terrywui
(
05/07/2010 16:02)
hon hon hon hon sao de ny sarinlah goaka mitsilany misarona lamba fotsy hitomanian'ny zanak'elah no hiseho eto ....
12. feticon
(
05/07/2010 16:03)
ialahy aza efa firy taona lesy tsy mitoko na ny iray aza t'inkiete pas fa ho karohiko ialahy ry le sans papier ary avoakako eto ny sarin'ialahy
13. terrywui
(
05/07/2010 16:07)
sao de ny sarinareo mianakavy letsy no hivoaka eto a?? elah , le sipa maintimainty ao pantin iny ny zanak'elah rehetra , ny sipanlah !! petsa eto daholo lisany !....kitana ary !!! miandry ah ...
14. feticon
(
05/07/2010 16:25)
avohay lesy ry ra wiwi an ialahy aza bientot hosamboriko ary ho fanatarn'ialahy tsara izany hoe batista bandin'ny tarterets
15. feticon
(
05/07/2010 16:43)
LE AMBOA RAZANA ITY SOA HEVERIN'IALAHY FA MATAHOTRA AN'IALHY ZA ?KAROHIKO IALAHY MANOMBOKA ANDROANY ARY AHY IALHY RY ANDEVO LAHY ITY AHY IALAHY
17. xxx3
(
05/07/2010 21:40)
rawix 2em class dia nidezert fa hoe aka asile kinanjo nivadika ny rasa ,raha za ialahy ry bain manao tim dia miverina mangataka any @ ofpra indray hoe hampijalian'i lilison sy charle we fa mety ahazo ialahy ka