TSY TAFA TSONY NAREO RYRETO A.. NDEHA MANAMPY AN'I DILOO DAHOLO FA VITA NAREO

1. terrywui ( 05/07/2010 14:24)
I DADA ZAO MITSY NO EFA NITENY FA "ZAZA ALIKA DAOLO NAREO " MPIONDANA IREO TSY MANARAKA TENINDRAY AMANDRENY


ZAO IZY LASA TSISY FANANTENANA INTSONY HODY FA VAO MAIKA NILENTIKA ANDAVAKA


INONA NY ANTONY ???


-----ADY VOLA NO NAFOTAKA TAO AM MAGRO TAO

-----ADY VONINAHITRA SY REHAREHA NO TENA NIMASOANA

-----ADY TOERANA SY SEZA NO NALEFA NA DE MBOLA TSISY NINONINNN AZA


DE INONA NO VOKANY ??? TEZITRA I DADA NOHO IRETO ZAZA ALIKA TSY VAKY ATATRA MPIONDANA IRETO .... DISO FANANTENANA IZY ARY NALAELO TOKOA FA NAMELONJANA-BARATRA
novalian'i xxx3 ny 05/07/2010 23:24
2. terrywui ( 05/07/2010 14:26)
ITY 3MV ITY NO TENA FANATENAN'I DADA LEHIBE
NEFA DE HE TY IZY FA RAVA SY SAMY NAKA HO AZY ABY


KA RARINY I DADA RAHA NITENY HOE ZAZA ALIKA KAY NO NOVELOMIKO HATRIZAY TAO

MAY ERY RY LERONY MAKA SOSY ALEFAN'I DADA NEFA NY MISSION TSARY NISY VITA
3. pikatti ( 05/07/2010 15:02)
Diso be elah rawix , samy manana ny heviny daholo ary demokrasia io bain a, afaka miteny na ialahy aza fa tsy manao tgv ka izay miteny de gadraina [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/cavapas.gif[/IMG]
Fa tadidido ny tanjona dia iray ihany ====>>>> FANONGANANA PUTCHISTES
4. terrywui ( 05/07/2010 15:03)
KA I DADA MITSY NO DISO FANANTENANA AMIN'NY MAGROISTES REHETRA ANIE EEE
5. xxx3 ( 05/07/2010 15:04)
MANGINA IALAHY RY LE ALIKA LAHY TY AN,IALAHY NO CHIEN DE SERASERA ETO
6. pikatti ( 05/07/2010 15:18)
Zay ary ny anelah [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
7. terrywui ( 05/07/2010 15:24)
ARY SAO DE NY DADANLAH ? .... LISANY TOA METISY KIVAH ..??
8. feticon ( 05/07/2010 15:31)
ferme tas guel si tu va rentre vite fait a mada
9. pikatti ( 05/07/2010 15:37)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
Aza omenatsiny aho ry zalahy fa lisany zany koa tena efa lasa lavitra klé, zah mampiombina indray aza ty ampimézinareo mitsam fotsiny, zay rawix de tsy mahazaka sahady fa manopa, kalamina e
10. terrywui ( 05/07/2010 15:38)
ra mody any dago letsy ah razama91 de ny fianakams nlah alou no tesaviko voalou goagoahiko tsi111 ao hon hon hon hon hon
11. feticon ( 05/07/2010 15:39)
LERY INY ANIE RAPIKANY EFA NIFONA TETO HOE MIALA TSINY7 LESY NEFA MANOMBOKA ANDROANY KINDIN AVANY INY HO JEREKO ANY ST DENIS ESPECE DE SANS PAPIER FERME TAS GUEL LE AMBO RAZANY TY
12. terrywui ( 05/07/2010 15:40)
tsy elah kely endaka kely iny no atahorako lety a!... maivana kely elah !...
13. feticon ( 05/07/2010 15:43)
fa ialahy sans paier eto france sy mary saina ve ,raha mafy be ialahy omeo rdv aho misy an'ialahy ry amboha razana ity
14. pikatti ( 05/07/2010 15:43)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]Aiza de bedaina loatra lery e, manjary tsisy totokely ny serasera bain a, mba akama ihany anie lery fa saingy tsy tompony tenany refa maiakatra ny dôzy[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
Radem zao de hifona indray lery
15. terrywui ( 05/07/2010 15:47)
merci amlah alou nanome ny vaovao tena marina momba an'ilery fa saika tsy koboko mitsy ny tena marina oe hoy leio no tena tsy milay eto leeeee...
16. feticon ( 05/07/2010 15:53)
raha mafy be ialahy dia omeo rdv aho si non karohiko eny sd denis ialahy bientot
17. pikatti ( 05/07/2010 15:55)
Nsdao leiss ho ao @ KFC Bobigny ao @ rariva de hita eo izay manaraka , @ 20h raha afaka elah androany, zay tian'elah lazaina lazao daholo @ zay fa tsy laozan'elah miscène be eto klé
18. feticon ( 05/07/2010 15:57)
te hoany lesy lery fa na ly ticket metro handehany any aza tsy hanany ko,tsy ialahy izay gasy tonga omaly teto no hiseho azy kindinalika,za ry le tia efa 11ans teto raha mafy iaélahy omeo ny rdv
19. terrywui ( 05/07/2010 15:59)
tena voan'ny depr marina arakele koziko tam zigzag marna elah kle ... maninona zao elah no nanilika be tamin'i rapika oe lery le zigzag nefa elah mitsy !.... fa aza mieritreritra be elah fa raha ze bandy katry lava otranlah tsisy dikany amiko letsy a... tsy mitondra PA amlah ah bainnn aa..
20. pikatti ( 05/07/2010 16:03)
Ilaozako lisany fa raiketo fotsiny ny fotoana e, aiza elah no hitako rawix aloha fa aza mandositra leiss bain a, mety @ lah ve le rariva à 20h KFC Bobigny io e, misy tram [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-saoul-28492.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0382