bois de rose ravalo
1. fijo
(
15/07/2010 21:10)
tena tsy misy henatra intsony le HAT.nodradradradraina,fa nahitana tahirina "bois de rose" an dravalo tao sambaina.?????io le sinema,fa manomboka mimenomenona ny akama satria misy tratra momba io ny akama HAT tamin'ny resaka tao komoro.
de nalefa koa ny sinema hanodinana ny resaka.
kanjo,nanatrika ny fisavana ny "mpisolovava an dravalo"ary nahagaga tampoka teo,fa tsy nahitana na inoan na inoa"???fa ahoana no mahita rehefa ry zalahy irery no misava ,nefa tsy mahita rehefa misy olona hafa manatrika????sa nisy diso le filma????
de nalefa koa ny sinema hanodinana ny resaka.
kanjo,nanatrika ny fisavana ny "mpisolovava an dravalo"ary nahagaga tampoka teo,fa tsy nahitana na inoan na inoa"???fa ahoana no mahita rehefa ry zalahy irery no misava ,nefa tsy mahita rehefa misy olona hafa manatrika????sa nisy diso le filma????
novalian'i fijo ny 17/07/2010 18:53
2. xxxw
(
15/07/2010 21:17)
Taibe tsy hitan'ny lalitra fotsiny sisa ireo leisy fijo a, tapitra daholo ny mondial ,26 juin kassav dia foronina indray ny fanodinan-tsainam-bahoaka
3. sousou1
(
15/07/2010 21:17)
mbola vao misava ry zareo ry fijo an,efa nahitana bois de rose ihany anie tao fa saingy kely loatra ny quantité raha mihoatra an le tany kaomoro
mitohy ny tantara
mitohy ny tantara
4. swnan
(
15/07/2010 23:08)
Je suis vert, vert, vert,
Je suis vert de colère
Contre ces pauv’typ’s lucke
Qui bousillent ma terre
Cette jolie terre
Que nos pères, nos grands-pères
Avaient su préserver
Durant des millénares
Les vaches mangent leurs papas,
Changés en granulés
Les déchets ultumes
La vache folle en prime
En terre dans leur commun’
Pour faire entrer des thunes
On s’fait des tartines
Au beurr’ de dioxine
En voiture, on a l’ point vert
Pour doser nos cancers
Pour qu’ y ait pas d’ panique
Leurs poissons transgeniques
Leurs genes font la nique
Aux antibiotiques
Pour guérir nos infections
Faudra de l’inspiration
Je suis vert de colère
Contre ces pauv’typ’s lucke
Qui bousillent ma terre
Cette jolie terre
Que nos pères, nos grands-pères
Avaient su préserver
Durant des millénares
Les vaches mangent leurs papas,
Changés en granulés
Les déchets ultumes
La vache folle en prime
En terre dans leur commun’
Pour faire entrer des thunes
On s’fait des tartines
Au beurr’ de dioxine
En voiture, on a l’ point vert
Pour doser nos cancers
Pour qu’ y ait pas d’ panique
Leurs poissons transgeniques
Leurs genes font la nique
Aux antibiotiques
Pour guérir nos infections
Faudra de l’inspiration
5. diloo
(
15/07/2010 23:53)
nodradradradraina,fa nahitana tahirina "bois de rose" an dravalo tao sambaina.?????io le sinema,
Sssh! Inona ary no mahagaga an'izany. Fanaovana film aza tsy hain-dry sankalite isany koa aiza moa no tsy ho waina be.
Saiky nety ihany ilay sinema, saingy ahoana moa no itanterana bois de roses de 300 T ao sambaina afahana anendrikendrena an'i Ra8.
Tena clowns mihintsy ireto HAT ireto:
Efa nisy perquisitons intelo (fouillés et pillés nandritra ny 2009 io orin'asa ao sambaina io) izay efa nataon'ny ny HAT mialoha io pub fosika io. Raha nisy bois de roses aman-taonina ve , tsy efa voasaratra ao anatin'ny PV teo aloha ve izany?
le Cdt Charlie qui a dirigé l’opération reconnaît que les cadrages saisis n’ont pas été en bois de rose contrairement à ce qui a été médiatisé
Hoy rawix hoe afahana anodinana ny admin ny BDR.
Hoy aho ny hoe BDR dia fanamporofona ny maha sankalite ireto kalitalahy HAT Foza mpanadio ny barikadimy ireto.
Matahotra io resaka BDR io koa izao ny vozongo, satria efa nivoaka ny lalana europeana mandrara ny importation des bois illégaux et protégés.
Araka izany, matahotra izao i Bolloré fa hanao enquétes momba azy ny WWF sy ny Greenpeace.
Ny BDR ataon'ny HAT anodinana milina, dia rava ho azy sy petsa waina.
Ho avy angalatra akoho lahy fataka any amin'elahy any izany izao i ra-lilyson ry rawix, fa efa manombaka ho hanify ny Flouze-an'i ra-satanier.Tsy maintsy miala hoy izy ny dadatoan'i Toi kle.
Taiza, taiza taiza indray Toi , taiza ny marina lazao: nanao sinema sankalite
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol.gif[/IMG]
6. ronaldo09
(
16/07/2010 05:58)
Fa ianao ve raFIJO nijery TVM sa tsia ?Iza no nilaza aminao fa tsy nisy nahitana ny tao ?Ireny BDR nafeninina tao anaty efitrano ireny angaha tsy izy?Ireny BDR misy sarin'ny Amperora japoney milanja 200kg ireny ve tsy izy ?Ireny BDR efa nampiasaina ireny kasaina haondrana ireny ve tsy izy ? Leity e, na samy aty ivelany mba ilazao ny mpanome informations fa fahanan'olona lalitra ny ankabeazantsika !
7. andrywui
(
16/07/2010 09:49)
FIJO O ====) manomboka mipoitra ny marina sy ny zavadoza vitan'i dada !!
hipongatra tsara eo io fa aza maika rafijo a! vao atao ny ankety zao !
kobo eo daholo zao hoe firy tapitrisa taonina mo no efa naondran'i dada ??
hin hin hin zay kah...! zatra mpanaoanao olona loatra ka tratra ny farany ny hadalany rehetra na nokobokoboin'ny marina tao
hipongatra tsara eo io fa aza maika rafijo a! vao atao ny ankety zao !
kobo eo daholo zao hoe firy tapitrisa taonina mo no efa naondran'i dada ??
hin hin hin zay kah...! zatra mpanaoanao olona loatra ka tratra ny farany ny hadalany rehetra na nokobokoboin'ny marina tao
8. ouioui
(
16/07/2010 12:29)
Aza miwawawa leistsy ialahy a, tsy maheno ny vaovao tena marina ilalahy va mihogahoga lava fotsiny hihihi; wiwiwiwiwiwi wawawawawaw
9. andrywui
(
16/07/2010 13:29)
tratra lety raouioui ny dadanlah a! tratra ny afera ratsin'ny bois des roses nataony hatramzay fa hay na ireny tratra vao haingana ireny aza mbola lava-tananany avy any swaziland sy ny sipa lava nono daholo fa tsy ny FAT no nanao an'ireny fa fanakonana hadalàna fotsiny le oayapaya be teo reny oe FAT e BDR esns ...
10. lilyson
(
16/07/2010 13:39)
Ataovy sérieux razandry , nareo ihany anie no be taraina eto avy eo , bois de rose nampidirin'ny faty tao indray izany hitanareo izany razandry a
11. andrywui
(
16/07/2010 13:41)
an an an kah i Rvalo ry le tsy mahazo resaka ty no kobo tao a! efa mande ny tribunal n'ny nedala zao ! paingotra ao kou iny zao fa tsy tafa tsony e! tsartsara amin'ny dada no tonga de miainga tany fa tsy manao election eo tsony !!
12. lilyson
(
16/07/2010 13:43)
OLONA TSY NAHAZO ALALANA NO NANDROBA TAO VOALOHANY RAZANDRY A!!! MODY NOVAKIANY DAHOLO NY RINDRINA DIA NAPETRANY TAO IZANY !!!
Vakio ny vaovao fa tena vendrana beuuuu
Vakio ny vaovao fa tena vendrana beuuuu
13. fijo
(
16/07/2010 19:47)
ronaldo9 an,alefaso letsy ny heritreritra an,ialahy tsy olona tsy nianatra akory ka tsy ahatakatra izany.efa nisy fisavana natao tamin'io orin'asa io taminn'y taona 2009.ary efa saiky lasa tao ny entana maro.miaramila no nanao ny fisavana tao.ka raha nisy ve lehiroa hazo nafenina tao anaty trano,dia tsy ho ita?????nefa novakiana daholo ny zavatra tao???aoka lehiroa an.aza manao fitsarana mitongilana fa ratsy raha ny nianatra toa an'ialahy no manao izany.aleo ra oui oui no hanao izany fa tsy ialahy.
tsy hoe satria ravalo dia miaro aho,satria fantaro fa nisy zavatra tsy nety vitany koa izy,ka mil afitsarana izany.fa rah asinema toa izao,hialao fa ambany be
tsy hoe satria ravalo dia miaro aho,satria fantaro fa nisy zavatra tsy nety vitany koa izy,ka mil afitsarana izany.fa rah asinema toa izao,hialao fa ambany be
14. Noue
(
17/07/2010 15:02)
tsy mahagaga anie zany eee !!! be loatra ny ratsy sy ny zavatra tsy mety ataon'ny faty dia tratra ny lainga dia zao ny vokany ee
15. andrywui
(
17/07/2010 16:55)
ARY VENDRANA SY NOVIDIAN'NY FAT DAHOLO ZANY MPANAO GAZETY BEDEBE RADIO SY NY TV REHETRA AN ?
ZE MERTY HO MASS MEDIA TAO AMIN'NY TANANA NAHITA DAHOLO
TSISY HAFA AMIN'ILAY OSIMAINTY KOBO TAO AM/TSOROHITRA INY KOA E... MENATRA FOTSINY NY MPANAO GAZETY FA DE MAMALY BORAINGONA FOTSINY AMIN'ITY TANY MBOLA MAFIBE NOHADIANA ANLE ODY GASY TAO
ZE MERTY HO MASS MEDIA TAO AMIN'NY TANANA NAHITA DAHOLO
TSISY HAFA AMIN'ILAY OSIMAINTY KOBO TAO AM/TSOROHITRA INY KOA E... MENATRA FOTSINY NY MPANAO GAZETY FA DE MAMALY BORAINGONA FOTSINY AMIN'ITY TANY MBOLA MAFIBE NOHADIANA ANLE ODY GASY TAO
16. fijo
(
17/07/2010 18:53)
ny mpanao gazety dia nampandrenesina rehefa vita ny zavatra natao.maro ny olona mipetraka manodidina teny ,no nahatsikaritra kamiao nivezivezy teny alohan'ilay "fisavana"FAT;