MIRAVAKA NY VANGINY

1. Ruz9 ( 14/07/2010 10:21)
Fitenin'ny ao HAT matetika ny hoe izahay no namono ny voay koa ny hafa no hiravaka ny vanginy? Dia inona izany ilay hoe voay novonoinareo? Ireo maty natao sorona t@27/02/2009, sa ireo olona may tao @ ireo magazay norobaina sy nodorana, sa ilay firenena manontolo mihitsy? Izy rehetra e. Dia tena miravaka ny vanginy tokoa ianareo ao Ah. Dia mifikitra mafy mihitsy. Misy farany nefa iny zavatra rehetra.
novalian'i wxxx ny 14/07/2010 19:18
2. zigzag ( 14/07/2010 13:44)
AZA TRATRAN NY MALAGASY MAIBO RĂ  IANY REFA TONGA NY FOTOANA FA
ABORAKA MBAMIN'NY TSINAINY mitsy TSY AKANAVAKA
3. wxxx ( 14/07/2010 19:18)

Dia tena miravaka ny vanginy tokoa ianareo ao Ah
Mpamolo olona no mpiravaka vangy @ izao ary izany no mampatahotra azay ny hiala teo satria ny alahelon'ireo olona novonoiny ireo ihany no manenjika ny eritreriny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3508