merci iany alou vatofototra tamle vaovao na de tsy eto tsony aza alou i Noue fa lasa nanao vac a !.... aleo mba omena fampaherezana ihany ingahy vatofototra fa mangina irery mitatatata ato nefa tsisy mpampionona akory ! mahereza fa nivadika taminao daholo reo akamanao GTT sy TIM tato e !...
Izay fa hisy raharaha izany ho an'ny FATY , aiza ilay hoe tsy mila afrikanina iny e, tkoty naterin'i hypolite teny Ivato indray nefa vava izay nataony izay , hihihi,
Iza moa ilay niteny hoe tsy miverina @ vahiny izany tsy wiwi venasy ve iny e?hihihi
Dia hoa vy indray ny vaovao avy any @ Dada avy any Ouganda dia hisy hanao an-kilaoty eto indray e hihihi