GASIKARA MALALA
1. fhmr
(
26/07/2010 12:41)
Tena manana ny maha izy aza ny firenentsika, betsaka ny zavatra tsara ananan'ny tanindrazantsika, betsaka koa ny manam-pahaizana sy ny nahita fianarana... Marina koa anefa fa misy ny fahantrana. Tsy tsapanareo ve anefa fa tena mal informé ny olona aty ivelany raha mahakasika antsika Malagasy? Vao miteny enao hoe Madagascar, dia tonga d classé-ny olona hoe "sauvage", tsy mahay manoratra, mahantra fara-idina isika...tena mampalahelo! Betsaka @ reo documentaire @ télé moa no mampiseho afa-tsy ireo lafin-javatra faran'izay ratsy momba ny firenentsika ka any tena izay ny vokany. Asa raha mahita hevitra isika mianakavy mba hanarenana an'izany fa ndraindray toa mandreraka be lay toe-tsain'ny olona tonga dia manambany antsika? Ny hevitry ny maro hono mahataka-davitra e.
novalian'i soanja ny 10/08/2010 16:40
2. AndriambyII
(
26/07/2010 13:09)
Io ilay politika ataon' ny masse media internationale , tsy i Mada ihany no tratran' izany , fa efa ny firenena eran-tany mihintsy .Investigations paralleles pour dilligenter les resultats des effets informels , pour mieux appréhender les véracité des faits sur terrain ,soit pour gerer les affaires courantes quotidiennes d' un etat à travers les appareils de communications de tout genre , y compris le net .
3. soanja
(
26/07/2010 15:56)
fhmr:
mandreraka be lay toe-tsain'ny olona tonga dia manambany antsika?
Inona moa no atao hoe ilay toe-tsaina manambany?
Matetika raha misy documentaires momba an'i Madagaikara ka raha ara-toekarena miodina dia tsy ny fampisehoana hoe "ambany" isika akory fa " mahantra" isika. Raha kilasiana amin'ny eran-tany dia isan'ny firenana mahantra i Madagasikara. Azo jerena amin'ny statistika mihitsy ny refin'izany fahantrana izany.
80% ny Malagasy dia tantsaha avokoa ary ny isan-jato amin'ny fari-pahaizan'ireo dia mety tsy hiohatra ny BEPC. Izany akory tsy midika hoe tsy manam-pahendrena isika Malagasy.
Raha ny ara-boajanahary indray (tontolo iainana) dia manankarena tsy misy toy izany isika Malagasy. Ary ny documentaires momba izany dia mahavarina sy mahasondriana tokoa. Io aza no tena mampalaza ny an'i Madagasikara aty an-dafy. Saingy ny mampalahelo dia noho ny tsy fahaizana sy tsy fahalalana dia potehintsika ny tontolo iainantsika izay isan'ny mbola tsara tokoa maneran-tany.
Koa aza heverina raha mankalaza an'i Madagasikara ny mpanao tatitra sy mpilaza vaovao dia hoe ratsy izany fa te hampafantatra ny olona eran-tany izy ireo fa sarobidy ny firenentsika ary ilaina koloina satria miavaka tokoa ny harena ao anatiny na ny olona izany na ny zava-boary hafa.
Anjarako, anjaranao, anjarantsika miaina aty ivelany sy ao Madagasikara kosa ny mampiakatra izany soatoavina tsy hain'ny hafa atoro amin'ny tele sy ny boky, ny ho hanasoavana ny rehetra. Inona no vitanao ary ? lazao ary ampitao aminay? ampianaro izahay hahalala fa tsy miraviravy tanana ianao hampiakatra ny fitiavan-tanindrazana ho isan'ny tarigetranao amin'ny fiainana. Izay ny amiko ny hanala ny tsininy amin'ny maha-mahatra antsika!
4. fhmr
(
27/07/2010 20:40)
Tsy azon'i Soanja ny tiako ho lazaina.
lay toe-tsaina manambany dia lay toe-tsaina mandray an-tendrony e. "Izao no hitako @ télé dia mitovy amin'ireo daoul ny olona any". Izany mantsy zao no zava-misy sy tsapan'ny ankamaroan'ny gasy aty @ misy ahy. Ny any aminao no mety hafa.
Ny documentaire anie zava-misy matoa filmé-na e, fa tkn ny zava-misy rht kosa no haseho fa ts zay mety hapitolagaga ny ol ihany satria mal informé ny olona avy eo, izay no tiako ambara.
Sinon, mitovy hevitra aminao aho @ fanazavana ambiny.

5. soanja
(
28/07/2010 00:17)

Ahoana ary no tsy azahoako ny tianao lazaina?
Mbola tsy naheno aloha aho hatramin'izay ka nisy niteny ampahibemaso amin'ny tele sy radio ary gazety aty an-dafy hoe "sauvage" ny Malagasy. Aoka halaina izay lahatsoratra izay dia aseho eto satria tsy hinoako hanoratra zavatra toy izany ny mpanao gazety na ny haino aman-jery. Rehefa manao documentaire na tatitra sns dia mila stat foana ny amohana azy amin'izay mahalala ny hafa fa tsy izay daholo ny any.
Saingy kosa raha hiteny aho hoe 45% ny vehivavy tantsaha dia tsy mahay manoratra sy mamaky teny dia ho gaga fhmr. Midika inona tokoa izany tsy fahaizana manoratra sy mamaky teny izany? Isan-jato no omeny dia afaka maminavina daholo izay nianatra rehetra fa avo tokoa izany. Malahelo anefa aho fa izay tokoa ilay fireneko fa tsy hamorona ny tsy marina. Ny olona afaka misotro rano madio azo avy amin'ny paompy avy hatrany dia mbola eo amin'ny 29% eo. Zany hoe ny ankamaroantsika dia mbola mampangotraka rano sao marary kibo ary ny ankabezan'ny ambanivohitra dia tena misotro rano maloto mihitsy satria renirano mandalo no antsakainy sy ampiasainy ao an-trano dia noho izanybe ny marary kibo sy misy kakana ny zaza. Aoka tsy ho jamban'ny fahamenarana satria efa efa ampotonkandrina ny fahantrana.
Ny hoe tianao angamba ny ampisehoana hoe ireto avy ny manam-pahaizana sy nahita fikarohana sns sns dia tena misy tokoa izany ary eny amin'ny anjerimanontolo sy ny tranombokim-pirenena dia manome ireo tokoa. Tsy izay anefa no mahamaika ny haino aman-jery amin'izao satria tsy ireny no mahamaika fa ireo izay sahirana sy mbola mila fanampiana akaiky na avy amin'ny firenena hafa na avy aminao.
6. soanja

7. soanja
(
28/07/2010 00:27)
Tamin'ny andron'ny mpanajanaka dia toy izany ny lahatsoratra hoe ireo "olona sauvage ireo" satria izay ny fotom-pisainana maha-panjanaka azy fa raha amin'izao dia mahavariana ahy raha misy miteny izany tokoa. Izay kilasiako ho fotom-pisainan'ny biby. Taddiko raha namaky bokin'i Marco Polo aho dia nilaza mihitsy izy fa nahita ireo sauvage nihaza ny vorom-be tao Atsimo izay tsy inona fa ny vorona Aepyornis. Azo refesina amin'ny teny fitsarana toy izany koa anie ny fahafahan'ny iray mandray fampahalalam-baovao satria samy manana ny fandraisany azy ny olona amin'izao fotoana izao.
Amiko raha misy manambany ny Malagasy ny olona henoko na ny manodidina ahy dia iny ho fiohitra hitondra ahy hamoaka aminy fa tsy izay isika fa toy ny firenena rehetra ihany; sady manana ny mamy no manana ny mangidy.
Fa izy anefa tsy hionona amin'izay hevitro ihany fa raha manam-pahalalana izy dia hanao fikarohana sy fitadiavana kokoa ahita ny marina.
Mahantra ny Malagasy tsy azo lavina izany saingy tsy olon-dratsy velively. Tsy mpiraviravy tanana isika fa mpitolona. Aoka ho za sy ianao no ho fitaratra voalohany amin'izany. Sa diso aho?

8. fhmr
(
28/07/2010 18:40)
marina ny anao ka. Manaiky ny teninao mihitsy ah
Variana fotsiny aho t@ za vao tonga teto france fa kay ny image tsika malagasy d araka io voalazako etsy ambony io: misy ohatra ny milaza fa ts mahay ny atao hoe dentifrice tsika, ny sasany manontany ahy hoe mamofy caroty ve nareo any ref manao lasopy ? ... ary tsoriko aminao fa misy tokoa ny nilaza fa "sauvage" ny any. Bon, mety betsaka ny hevitry ny teny hoe sauvage fa marary ihany ny fo ref betsaka ny vahiny zay bol ts tany akory nefa miseho mahalala tsara ny tanindrazana...betsaka @ izy reo koa anefa no ts mahay manoratra ny fiteniny akory noho isika malagasy
Marina ny anao fa inona tokoa moa ny azo atao afa tsy ny manao fitaratra e,

9. soanja
(
29/07/2010 22:45)

Raha Frantsay indray no resahina dia hisy fitanilana tsy mifandanja tokoa satria isika anie ka firenena nozanahiny. Mety mitombina ny fisian'ny ny toetsaina marefo amin'ny famelana an'i Madagasikara ho mahaleotena, moa isika rahateo te hivavangongo any aminy dia mety ho hita taratra izay fanaratsiana izay.
Tsy ny Frantsay rehetra anefa izany fa ireo izay mbola mety tsy maty voalavo ankibo.
PS> Raha niresaka tamin'izay rangahy avy any Mali izay aho tsy ela dia gaga be izy raha notantaraiko fa mihapotika ny fireneko noho ny fanjakazakana ankolaka ataon'ny fitondrana Frantsay. Dia hoy izy hoe hay ve izany no zavamisy any nefa raha ny tatitra henoko dia hivoatra tsara amin'izay ianareo fa ho avy daholo ny famatsiana ara-bola rehetra avy any Frantsa ary hisy fiakarana ny fari pianan'ny olona rehetra. Asa hoy aho fa raha ny zavamisy hatramin'izao dia tsy mahita hazavana ao anaty tonelina maizina akory izahay. Hinoako ianao hoy izy satria ianao Malagasy fa ny mpilaza vaovao andraisako vaovao dia Frantsay na hafa.
10. rijadolly
(
01/08/2010 14:01)
Misaotra Soanja a!
Io firenena io mihitsy no mahazo tombotsoa voalohany raha miely eran- tany ny fahantratsika. Potehiny ny maha- anao anao, dia dirigeny fotsiny ianao avy eo ho hitan' izao tontolo izao fa mamonjy anao izy ary dia lasany ny harena miafina rehetra anananao.

11. daran
(
07/08/2010 05:39)
tena zay mits ry rijadolly lé izy. Fantatry ry zareo tsara mantsy fa manankarena isika raha ny tanintsika fotsiny no jerena. Raha ny paysage n'i madagasikara fotsiny no jerena ref hita @ télé d tena tsara né zany e!!! fa d ny vahiny tokoa moa ny manao ny film d zay tiany aseho no aseho satria manana ny objectif-ny izy. Asa mba rahoviana isika malagasy no afk manao documentaire tena mampiseho ny maha malagasy antsika. Tkn mahavita tsika satria inona moa no tsy vitan'ny malagasy e.
Mety hihevitra koa nefa ny sasany hoe @ alalan'ireo documentaire ireny no mety hahazahoantsika fanampiana kanefa raha mandaitra izany ts efa ela v tsika no tafarina?

12. soanja
(
10/08/2010 16:40)
daran:
Asa mba rahoviana isika malagasy no afk manao documentaire tena mampiseho ny maha malagasy antsika. Tkn mahavita tsika satria inona moa no tsy vitan'ny malagasy e.
Efa misy vita tsara mandehandeha any ka.
Ny olana mampikatso ny firenentsika tsy dia ny hafa loatra fa isika samy isika mbola tsy mahalala izay tena mahasoa ny firenentsika nohon'ny fitiavan-tena be loatra.