zama91 sy i noue hon hon hon hon ....

1. andrywui ( 26/07/2010 10:29)
Inona marina ny Mistery fonosin'ireo anarana roa ireo ry reto a!

-----misy oul milaza fa antsoinlety amin'ny 23h sy amin'ny 6 du mat ony le oul !!! kay tsary nety ony le izy fa ny vadiny no nadray azy tao de nikàkàkàkànlery niomezana ndray ony le oul !!! ka araka ny reko farany zao de tadiavin'ilay rangahy io amin'ny PA le zama fa nanaonao fona tany ! hon hon hon hon hon
novalian'i fafane ny 24/08/2010 13:36
2. ouioui ( 28/07/2010 15:21)
Aza mialona e, tsisy akama ve toi
3. ouioui ( 28/07/2010 15:21)
Aza mialona e, tsisy akama ve toi
4. andrywui ( 29/07/2010 12:04)
tadiavin'i vadin'i noue amin'ny PA ony elah rabatista .. ! olona roa sahady zany no mitady anlah amin'ny PA eto amin'ny tanana fa mailo mailo iany bainnn a! ...

alohan'ny hivoahana ny trano de mba folo iany ny maso ,hon hon hon hon sao de misy pan pan pan tampoka eo avy ary anaty lobolobo ary vao kamboty tsy fidiny eo rapika klee.... hon hon hon
5. fafane ( 24/08/2010 13:36)
resaka hadalana no betsaka ato, fa maro no potika raha tsy mitandrina ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.074