HO AIZA EO IALAHY E!!!

1. xxwx ( 26/07/2010 07:27)
Nanao petatoko isan-karazany tao foana hoa rangahy fozabe fa é é é

Nodradraina foa hoe nisakra a, nisakar fa tsy nilatsaka é é é

Nahely eran'ny izao tany aman-danitra izao fa levona ny tgv fa é é é

Nanan-gantena fa RAD najoro fa é é é

TSY AMPY TSY AMPY LEISY A, IALAHY MIHITSY RAHA MBOLA MANAO SEUL AO RAJOELINA TSY TAFA EO , IZAY ALOHA MBA KôZIKO @Là
novalian'i pengiun ny 27/07/2010 09:10
2. TEGEVE ( 26/07/2010 08:31)
Mbola aty jangila aho manao vancaces raha ho aty Sem Chissano , tongava manao bain de soleil, ianareo ve hivaky loha izay malagasy kely ao eh!! Efa nisy foana ny maty tao e!, ambia hoa aty
3. ouioui ( 26/07/2010 08:57)
tsy misaina [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/I_ANGR%7E1.GIF[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/I_ANGR%7E1.GIF[/IMG]
Dia tsy nahita solutions nentina akory fa wwaawawawawa wiwiwiwiwiw wowoowowowowo
4. pikatti ( 26/07/2010 18:07)
Tsy sahiny lery intsony ny mifanazava @ Sem Chissano , tena politikan'ny autriche sisa , politikan'ny seza vida, tena tsy tonga ao an-tsainy mihitsy fa ny vahoaka no tena mijaly @ io fanaovany an-kilabao ny raharaham-pirenena io!!!
5. AndriambyII ( 27/07/2010 01:10)
Ah ah ah ra pik !aleo hitohy ny revy kle !!
6. pikatti ( 27/07/2010 01:36)

Any Anjajavy hatramin’ny sabotsy 24 jolay i Andry Rajoelina mivady. Nosy kely, paradisa, 120km any avaratr’i Mahajanga, tanàna ao anatin’ny distrikan’Analalava no misy an’i Anjajavy. Misy toeram-pitsangantsanganana tantanana Karana izy ity, misy seranam-piaramanidina ary ahitana hotely raitra koa ao.
Ny mahatonga saina ny maro dia ao anatin’ny fotoana maha vaky loha ireo tia tanindrazana mikaro-kevitra hanavotana ity firenena ity amin’izao krizy lavareny izao, indrindra i Andry Rajoelina no makamaka aina,
7. pengiun ( 27/07/2010 09:10)
manao aona i pikatti , aleo izy r'ise haka aina faramparany ao fa rehefa tafaverina avy any ampilalaovana avy any izy dia miandry azy ny olana be mitontona eo ambony lohany amin'ity vahoaka sy miaramila sy ny Firenena mikambana efa miandry azy fotsiny a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0643