hoan'i ra wiwi
1. fijo
(
25/07/2010 20:23)
Bianco : 4 grands dossiers en instance PDF Imprimer Envoyer
Samedi, 24 Juillet 2010 00:00
D'après les explications d'un haut responsable au sein du Bureau Indépendant Anti-Corruption qui a voulu garder l'anonymat, cet organe traite actuellement quatre grands dossiers. Et de citer entre autres, le dossier relatif au détournement de la somme de 2,5 milliards de Fmg au niveau de la Gendarmerie qui a provoqué la colère des éléments de la FIGN ; l'affaire bois de rose où des hautes personnalités seraient impliquées; le détournement d'une somme de 7,8 milliards au sein de la Présidence de la HAT ; et enfin, une affaire opposant deux opérateurs à Diégo concernant le vol d'un bateau. A propos du détournement à Ambohitsorohitra qui a éclaté dernièrement, notre source de faire savoir que les agents du Bianco ont travaillé sur cette affaire depuis la fin du mois de février. Et de laisser entendre en ce qui concerne le trafic illicite de bois de rose que le Bianco détient actuellement un dossier impliquant plusieurs personnalités à Tamatave. « C'est la première fois que cet organe traite ce genre d'affaire », a-t-il soutenu. A noter que c'est le Task Force qui s'en est occupé auparavant. Actuellement, ces dossiers suscités sont en instance. Selon notre source, « le Bianco saisira la Chaine pénale dès que le dossier sera bouclé ».
Davis R
ahoanaio vaovao manahirana be anareo HAT io ra wiwi?????tena fitantanana madio ve no notakianareo sa ??????

novalian'i fijo ny 27/07/2010 19:49
2. diloo
(
26/07/2010 01:05)
Bianco :le détournement d'une somme de 7,8 milliards au sein de la Présidence de la HAT .
A propos du détournement à Ambohitsorohitra qui a éclaté dernièrement, les agents du Bianco ont travaillé sur cette affaire depuis la fin du mois de février.
24 Juillet 2010 00:00
Davis R
Sali Fijo,
Ho an'i rawix:
Ny valiny ilay :Taiza!Taiza!, ry waka waka-wix dia io navaokan'ny BIANCO io.
Ny tena mahamenatra dia tratra ny tranga fa tena mpangalatra tsy miafina sy mahery vaika ity boriky lahim-poza ity.
Izaho manko mba gaga, tamin'ny fanendrikendrenao maimaimpoana, fa i Ra8 nanao exile tsy fidiny ve , dia mbola hanana fotoana hiverina ao amin'ny banky foibe haka vola atao anaty gony entina any amin'ny sudaf, kanefa ny capsat efa manodidina ny iavoloha sy miparitaka eran'ny renivohitra Tana.
Izao dia petsa ho azy ny taiza, taizan'i toi ry rawix. Avereno vakiana inimpolo io vaovaon'ny bianco io.Tadidio koa ry rawix, fa vao nidify i Ra8, dia ny capsat no nalefan'ny HAT teny banky foibe nanao forcing ny governora, haka ny vola nilain-dreo.
Merci Fijo.Mankasitraka e!

ahoanaio vaovao manahirana be anareo HAT io ra wiwi?????t

Taiza!Taiza!
Tany amin'i A.R. sefom-poza
Merci Fijo.Mankasitraka e!
3. andrywui
(
26/07/2010 05:49)
4 grands dossiers en instance !...
fantatry fijo ve alou ny atao hoe EN INSTANCE ?
-----resaka mbola vao dinbihina io ry fijo fa hitako koa io vaovao io a! ary tsy mbola nisy nanendrikendrika an'izatsy na izaroa ny tamin'ily aovao fa gaigy rafijo raha "hamango fijon'azy" ... avy anao ndreky laoaiky miaraka fijonao !.. zavatra mbola en instance mbola miandry alou ka lazainao fa efa tena izy ??
-sady ampahafirin'ny vola nipaohan'i dada tao amin'ny tresor sy ny banky izay vola kely ireo e! "en milliers des milliards hoy ny TRIBUNAL zay !!!
4. xxwx
(
26/07/2010 07:31)
Resaka tetezamita ary leisy tsy hain'ialahy wiwi , hain'ialahy ve ny tena asa tokony sahanin-dry zalahy ireo ???
Raha resaka HAT mantsy dia hoe mbola eo ampikarakarana ny fika , fa raha hiampanga ny R8 dia tonaga dia maika ??? Dinihi aloha tonton fa aza bekafara

5. andrywui
(
26/07/2010 13:11)
Ny HAT alou ry papa de tsy afa-miala teo mihitsy mandrapahavitan'ny fifidianana rehetra a ! iza ary no hikarakara an'io eo ?? tsy de ho lany zarain'ny TIM eo daholo koa ny vola tokony hanaoavana fifidianana !!! i Rvalomanana aza any alavitra any vaky vava mihitsy hoe vola lany fotsiny ny nanaovana magro lava teo fa nivaky daholo ry zalah rehefa tsy nahzo Sosy ny sasany !
---Tsy misy tokony ho eo mihitsy alou amin'izao fa rehefa vita ze fifidianana rehetra eo de samy mandray ze tandrify azy daholo amzay !

6. pikatti
(
26/07/2010 18:10)
Valin-teny boraingona izany rawix a, hay ve azon'elah fa anisan'ny asa tokony efa vitan'io teteamita io ny fifidianana saingy , be doika sy sankalité loatra ny FATY dia izao no alehany
hitako elah rawix panika be klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
fijo: