Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
ouioui ( 23/08/2010 04:35)
Amin'ny andro hinananao an'io (vonkazo voarara) dia ho faty ianao
Nanoka tra kely an'ito dinika ito aho , fa sao misy fanatika tezitra be ao hihihi, hiteny hoe tsisy afa tsy ny fanenjehana kato koa ny an'i ouioui, tsia anefa raha olona namanky ny diam-peniko , calie... suite
répondu par ouioui le 23/08/2010 22:45
ouioui ( 23/08/2010 01:55)
FA INONA TOKOA HOA NY NAHATONGAVANA NY FISIAN'NY PAPE E
Mandinika mantsy aho fa maninona tokoa , ny fiangonana sasany tsy misy Pape sa hafa ny filaza azy ??? Dia ho avy eo indray izao ika borné hanontany hoe , aiza ny argument fa tsy hitanay izany Pape iz... suite
répondu par ouioui le 27/08/2010 00:21
cartina ( 22/08/2010 19:27)
aiza ny lehilahy
salama daholy ry namana serasera ,mba saika itady vady zao , mila lehilahy bogosy nadia tsimiasa fa tsimanino izikoa fa bogosy , satria zao koa ange belle fille lol... suite
répondu par walte le 01/12/2010 11:40
hery ( 22/08/2010 18:55)
Sao dia mbola misy lohahevitra Katolika mahaliana?
Mahafinaritra ahy ny mizara ny finoako eto (io aloha no haiko) ary hitako fa mahaliana ny maro ilay izy. Noho ny maha lehibe dia lehibe sy anisan'ny tranainy indrindra ny Fiangonana Katolika anefa dia... suite
répondu par ouioui le 24/08/2010 12:46
ouioui ( 22/08/2010 18:01)
TENA INFAIBLE TOKOA VE NY PAPE
Tsy mety diso tokoa ve ry zareo ireo Tokony hanambaby koa ry ika ny PAPE ... suite
répondu par ouioui le 23/08/2010 13:15
hery ( 21/08/2010 08:30)
Tokony hanana vady firy?
Ankoatra ny mompera izay nanao voady hanaja ny fahadiovana sy tsy hanambady dia be dia be koa ireo olona izay nanao voady teo ambony alitara ny hanaja ny vadiny. Hanana vady tokana ihany... ary teo an... suite
répondu par ouioui le 24/08/2010 12:53
zakilinina ( 20/08/2010 17:08)
10 aogositra
Nahagaga ihany ny tsy nandrenesam-peo na dia iray aza tamin'ny 10 aogositra ny momba ilay diaben'ny fahafahana. Nasesisesiko ireo gazety mpivoaka isan'andro eto amintsika fa tsy nisy tokoa na iray aza... suite
répondu par andrywui le 24/08/2010 08:12
ouioui ( 20/08/2010 10:55)
Pretra mahazo manambady na tsia..........?
Misy reportage izay hitako t@ vaovao , dia toy izao no fandehany Tànana kely any manakaiky an'ni Lourdes (teorana fanaovana pélerinage), dia misy fiangonana ao ka ilay Pretra io moa dia manao ny ad... suite
répondu par ouioui le 26/08/2010 11:27
glamouur2 ( 20/08/2010 09:09)
netbook??
salut daholo e! saika mba hanontany izay mampiasa netbook oe matanjaka iany ve izy ireny?azo anaovana developpement ve ary mahazaka OS 2 ve? ohatra oe xp sy ubuntu? merci bcp!... suite
répondu par glamouur2 le 01/09/2010 06:28
andrywui ( 19/08/2010 08:47)
zaklinina misaotra anao fa ankoatra an'ireo dia ireto koa sopapa .....
zakilinina == ) angaha ireo ihany ry anona a! ... --- Ankoatra an'ireo dia naorony ho azy irery daholo izay mba fihariana kely fanaon'ny gasy sy ny teny ambanivohitra ! --- Naorony sy nataony did... suite
répondu par diloo le 23/08/2010 01:42
Bhiou ( 19/08/2010 07:05)
Mba ampio hoe za a!
Aiza no mety ahitana fampianarana sociologie ankoatran'ny any ankatso? Na koa téléensaignement (sociologie ihany) dia mba ampio mo re olona e!! Tena te hiditra lalina @resaka sociologie mafy mihints... suite
répondu par herim le 08/10/2010 06:16
andrianilana ( 18/08/2010 23:19)
Lhl sy Vhv atao hoe mifanaraka
Sali dôly ! ! Marina vé fa ny horoscope ( tsy haiko tsara @ fitenin-tsika fa azfd) dia manana anjara-toerana lehibé @ "compatibilité amoureuse" ? Valio svp satria tena mila hevitrareo zah :-) M... suite
répondu par Ratoa le 17/09/2010 19:14
ouioui ( 18/08/2010 21:20)
ARY toa mitady ranondranony any @ ndry voabe ry zalahy FATY rehefa lany fikafika HA HA HA
Le directeur de cabinet de la Présidence HAT, Zazah Ramandimbiarison, a adressé une lettre ouverte, à l'endroit des deux anciens présidents, Zafy Albert et Didier Ratsiraka. Et dont la teneur se t... suite
répondu par bazylou le 28/08/2010 07:08
ouioui ( 18/08/2010 21:19)
ARY toa mitady ranondranony any @ ndry voabe ry zalahy FATY rehefa lany fikafika HA HA HA
Le directeur de cabinet de la Présidence HAT, Zazah Ramandimbiarison, a adressé une lettre ouverte, à l'endroit des deux anciens présidents, Zafy Albert et Didier Ratsiraka. Et dont la teneur se t... suite
Bhiou ( 18/08/2010 14:03)
Mba ampio hoe za a!
Aiza no mety ahitana fampianarana sociologie ankoatran'ny any ankatso? Na koa téléensaignement (sociologie ihany) dia mba ampio mo re olona e!! Tena te hiditra lalina @resaka sociologie mafy mihints... suite
ndenn ( 18/08/2010 13:12)
Mahatalanjona
http://fr.tv.yahoo.com/18082010/18/china-s-got-talent-un-candidat-handicape-joue-du-0.html ... suite
répondu par marcus11 le 18/08/2010 16:35
bazylou ( 18/08/2010 12:08)
olona vaovao ihany no
vaha olana e. Olona vaovao tsy mila dinozoro. Ny olana anefa dia tsy misy an'izany any Madagasikara fa fandaniana andro no betsaka. esorina daholo ze 3 movansy venansy any. Endasina daholo zay pastera... suite
répondu par piozila le 05/09/2010 14:48
ragoda ( 18/08/2010 10:07)
Sao de mis manana N° Café d'ampasimbe
Salama! Sao de mba mis manan ny numero cafe d'Ampasimbe ooo! Na koa misy manana info: prix d'entrée, bungalow,... Misaotra mialoha!... suite
répondu par marcus11 le 18/08/2010 16:37
fijo ( 17/08/2010 19:15)
inona no marina e?????
voalaza ary eken'ny mpino kristianina,fa jesoa dia zanak'andriamanitra"hono". misy zavatra mahaliana sy mampametrapanontaniana ihany nefa rah any momba an drahay io. isika rehetra dia mahalala,na mpin... suite
répondu par ouioui le 24/08/2010 12:51
zakilinina ( 17/08/2010 18:40)
Ny anton'ny tsy nitiavan'ny sasany an-dra8
Toy izao ny anton'ny tsy nitiavan'ny sasany an-dra8 : izay ministra tsy mahavita azy dia nesoriny malaky. Izay ministra voatsoaka dia lasa fahavalony. Loza fa tia saosy loatra ny gasy ka atao ambanin-... suite
répondu par xxwx le 19/08/2010 12:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5154