Lhl sy Vhv atao hoe mifanaraka
1. andrianilana
(
18/08/2010 23:19)
Sali dôly ! !
Marina vé fa ny horoscope ( tsy haiko tsara @ fitenin-tsika fa azfd) dia manana anjara-toerana lehibé @ "compatibilité amoureuse" ? Valio svp satria tena mila hevitrareo zah :-)
Misaotra ho an'izay mamaly

répondu par Ratoa le 17/09/2010 19:14
2. ndotofetsy
(
20/08/2010 21:06)
Marina ve fa ny maribolana dia manan anjara @ tomban isam pitiavana?? valio azafady satria mila hevitra ry zareo hono aa
sa tsy zay :))
sa tsy zay :))
3. badluck
(
21/08/2010 07:07)
ok thx ;) [IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
4. farihy
(
24/08/2010 12:50)
malagasy ve nareo dia mino izany hôrôsikôpy izany, mba mihevera fa tssss! dia hanaonao foana fa hoy ny hôrôsikôpy hoe: ... hivarina an-kady fa hataovy!! lol!
Ny namanareo aza efa mipi-maso fotsiny etsy ambony, mba miarana!
Ny namanareo aza efa mipi-maso fotsiny etsy ambony, mba miarana!
5. vale
(
10/09/2010 11:48)
[quote=farihy]
malagasy ve nareo dia mino izany hôrôsikôpy izany, mba mihevera fa tssss! dia hanaonao foana fa hoy ny hôrôsikôpy hoe: ... hivarina an-kady fa hataovy!! lol!
Ny namanareo aza efa mipi-maso fotsiny etsy ambony, mba miarana!
----------------------------
Slt,
hamaly an'ny tompon'ny sujet zà, fa za alou tena anisan'ny mino ireny zavatra ireny, satria tena mitombona foana amiko ny zavatra voalazan'ireny resaka horoscope ireny, indrindra indrindra hoe miresaka azy "en général" izy, ohatra an'io lazainao io izao za mahatsapa an'izany mihintsy fa tsy mahasakana ny fiharahana anefa raha olon-tiana, raha mpinamana izy no sarotsarotra indraindray, satria raha ny expériences tsapako izao za dans les trentines a, efa nisy oul anankiroa nanana horoscope faran'izay tsy compatible à anah fa tsy nanelingelina ny fifankatiavanay mihintsy, izany oe nifankatia soaman-tsara foana izahay, ny tsy fifanarahana tsy nisy fa saingy samy nanana ny toetrany de basta, FA KOSA teo @ resaka amitié, na oul fantatra no TENA tsapako fa mazamazana ihany ny FIFANDRAISANA, ary lasa fantampantatro mints aza oe mitondra ilay horoscope ity oul ity satria saika mitovy dol ny fihetsik'izy ireo, LOL, tsy misy ny horoscope TSARA manokana na RATSY manokana, fa samy misy lafy ratsy sy tsara dol satria samy oulmbel mitovy, FA io resaka compatibilité io kosa zavatra TENA MARINA.
7. Ratoa
(
17/09/2010 19:14)
tsia an! ny gasy tsy manaraka horoscope satria fomba vazaha izany.
Ny gasy koa anie mba manana ny horoscope-ny é!
"Fanandroana" no iantsoan'ny gasy azy, manandro ny gasy ijerena raha mifanaraka ny lahy sy ny vavy, raha manambiny ny manorona trano ambany andrefana na ambany atsinanan sns . manandro koa izy raha hamadika na handevona, dia ny mariazy koa tsy ataotao foana.
Mijery kintana sy vola sy masoandro ary fifanindrin'ny maso sy trano sns ilay mpanandro amin'izany.
Manontania anie olon'antitraé!
Saingy efa miha very eo amin'ny malagasy ny fanandroana;