netbook??

1. glamouur2 ( 20/08/2010 09:09)
salut daholo e! saika mba hanontany izay mampiasa netbook oe matanjaka iany ve izy ireny?azo anaovana developpement ve ary mahazaka OS 2 ve? ohatra oe xp sy ubuntu? merci bcp!
novalian'i glamouur2 ny 01/09/2010 06:28
2. Lejoba ( 30/08/2010 14:56)
rehefa mividy azy dia misy karazany koa ny processeur sy ny capacité mémoire. Raha tsy izany, azo ampiana disque dur externe, na zavatra hafa izay ilaina.
3. hery ( 30/08/2010 15:47)
ie, le karazany inona io?

Sur aho fa mahazaka OS roa (xp sy ubunt) raha installation samihafa satria iny tsinona tsy hoe miara-miodina ny OS.

4. glamouur2 ( 31/08/2010 05:14)
merci! ny momba anle resaka processeur dia Intel atom n450 eo 1.66Ghz no ankamaroany!! ny atahorako manko sao dia tsy maharaka ampiasaina logiciel oatra oe Dreamweaver na visual studio reny izy!merci bcp
5. hery ( 31/08/2010 22:43)
Ka tsy resaka dual boot izany. Na dia xp fotsiny aza no atao ao dia mety hihisatra be izy raha mampiasa apps mavesatra. Ny Dreamweaver sy Visual Studio aloha tsy mavesatra raha ny fahalalako azy. Fa le traitement d'image-n'ny Adobe ireny no mavesatra.
6. glamouur2 ( 01/09/2010 06:28)
ok. le vitesse d'execution 1.66ghz no tena mampanahy ah, ny sasany mo dia 1.33 mintsy! nefa nisy VAIO iray izay hitako 1.83. manalasala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4795