Misy gasy manja ihany ka

1. hery ( 11/08/2010 09:54)
Tena misy tovovavy gasy tsara sy mahafinaritra ihany ao amin'ny namana serasera ao ry zalahy. Mba jereo anie ny sombitsombiny e?
Tsindrio ny sary raha te hahita ny sary lehibe.
novalian'i ainania19 ny 04/02/2018 17:35
2. xxxy ( 13/08/2010 17:49)
o ra hery nahazo alalana ve ianao @ ireo sary ireo :p
3. rafahafahana ( 31/08/2010 12:44)
Reo fotsiny ve, ary za tô ao fa aôna? HI HI HI HI IIIIII
4. tsikiowa ( 04/10/2010 16:55)
Manja ka! tena manja.
5. cyril ( 26/10/2010 23:01)
Misy ho petsaina indray ve ao ry sefo hery,manja kosa le sipa kely e saingy tsy atakaloko le sary manao fotsifotsy miravaka volamena an i mirananirina io,leo an ity fitiavana miafina antsika ity aho hin hin hin
6. Dan23 ( 27/10/2010 12:00)
otran to manja b dôl izan klé aza a,reefa mis concourna miss any de reo alaatra e
7. Lejoba ( 04/11/2010 12:14)
efa misetrasetra koa ny vhv Gasy an!
8. Lejoba ( 04/11/2010 12:18)
saingy nony nojerena akaiky dia tsy nety intsony ilay click lazain'i sefo. hany hery ny zoom écran no nampiasaina ho!ho!
I bitrokely daholo ve ireo? Noheveriko fa sipa isan-karazany
9. Bandygass ( 10/11/2010 09:32)
tô ts mety klikena le lien eo @ le sary?
10. bunny ( 03/02/2011 15:01)
bdb tokoa ny vhv manja ary tena manja mihints aza ny sasany fa raha haka vady ny ao andoha ry zalahy, tsy ny tarehy tsara mihintsy no tokony hidiranao @ izany... mamandrika be io bika sy endrika tsara io.

Nisy namako vao tonga avy ivelany d tonga d taitra nahita ny sipagasy manja kely d revo, tena jamba satria izay notadiaviny kala nomeny daholo na dia hoe nihindrambola aza izy. Nahazo telefona vaovao ramatoa kely, ilay model vaovao ireny, mande coiffure 1 fois par semaine, resto isan'andro d taxi apres fa matahotra hono ny hody al etc. Tena nampalahelo ahy lay namako fa ny nahatsara azy, tsy nanana ny natao intsony lery d nody tany @ RAD d tonga tany vao tonga saina hoe inona ity nataoko.....loza e, ikala anefa @ izay tonga d nifindra t@ izay fantatry kala fa azo hambakaina.

Koa mitandrema ry zalahy fa tena niova ny toetsainy tanora, vola ihany izao. Aza mora jamba ny hatsarantarehy fa tena mamandrika io. Fa kosa raha tsy vady no tadiavinao fa juste hilalao d hafa indray izay!
11. MitovyB ( 02/06/2011 17:53)
tena vrai io kozy anabo io zalah a!,ny tarehy tsy azo vadina zany hoantsika bandy fa ny mitadiava sipa azo iarahamonina tanteraka, ary ny sipa miseo milay reny ataovy @ fanaovana azy D teneno izy fa tsy mahasolo ny vadinao zany izy na D mlay aza izy!
12. rakotozanany ( 26/09/2014 07:18)

[aiza no ahitana ireo sipa reo eh!
13. iriantso15 ( 13/01/2015 11:23)

bunny:

bdb tokoa ny vhv manja ary tena manja mihints aza ny sasany fa raha haka vady ny ao andoha ry zalahy, tsy ny tarehy tsara mihintsy no tokony hidiranao @ izany... mamandrika be io bika sy endrika tsara io.

Nisy namako vao tonga avy ivelany d tonga d taitra nahita ny sipagasy manja kely d revo, tena jamba satria izay notadiaviny kala nomeny daholo na dia hoe nihindrambola aza izy. Nahazo telefona vaovao ramatoa kely, ilay model vaovao ireny, mande coiffure 1 fois par semaine, resto isan'andro d taxi apres fa matahotra hono ny hody al etc. Tena nampalahelo ahy lay namako fa ny nahatsara azy, tsy nanana ny natao intsony lery d nody tany @ RAD d tonga tany vao tonga saina hoe inona ity nataoko.....loza e, ikala anefa @ izay tonga d nifindra t@ izay fantatry kala fa azo hambakaina.

Koa mitandrema ry zalahy fa tena niova ny toetsainy tanora, vola ihany izao. Aza mora jamba ny hatsarantarehy fa tena mamandrika io. Fa kosa raha tsy vady no tadiavinao fa juste hilalao d hafa indray izay!
tsar ka,sad maay mstil
14. ainania19 ( 04/02/2018 17:35)
Sipa gasy manja daholo ka, fa zah tsy mapanarapo sipa zany raha mitaky zavatra amiko iz(vola...) ny tena tiko de sipa tsy miodina be..Matetika mantsy ny sipa manja dia maditra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1568