REGARDER VIDEO Nadine Ramaroson - Invité de Zoma 06 août 2010

1. vatofototra ( 09/08/2010 15:36)
REGARDER VIDEO Nadine Ramaroson - Invité de Zoma 06 août 2010

- Mme Nadine Ramaroson ministre de la population de la HAT Invié de Zoma de Onitiana Realy le 06 août 2010


Participer au débat sur le projet économique et social Madagascar
Groupe Vitatsika io - Madagascar Perle de l'Océan Indien


http://www.vatofototra.com
novalian'i piozila ny 08/09/2010 15:43
2. andrywui ( 09/08/2010 15:40)
salut ravatofototra !!

elaela ndray toi tsy hitahita a!

misaotra amin'ny vaovao aloha e !
3. fijo ( 10/08/2010 19:11)
tsy mivoaka ilay izy ry vato an
4. vatofototra ( 11/08/2010 11:40)
Mandeha tsara ilay izy fijo a
5. andrywui ( 11/08/2010 15:37)
tsary mande ravato a! misy misaboté angamba !

---mety efa halan'ny olona ato koa nareo angamba !!
6. fijo ( 11/08/2010 20:33)
tena tsy mivoaka e????
7. andrywui ( 12/08/2010 13:20)
mitsefotra daholo e !....


VIDAKA efatra zay tato ho ato petsa fona !


--mety i ravatorano no mamely anareo satria nareo mangalatra ny anarany ! ...
8. Ruz9 ( 24/08/2010 14:00)
Mazoto mitety tany kosa ramatoa ministra a, dia mizarazara zavatra a
Hitondra inona ho an'ny Firenena moa ity fitetezam-paritra ity? Sa @ zay dia hoe tia tanindrazana?
Hahavita inona ho an'ireo olona ireo moa izay zavatra kely zarazarainareo (sakafo kely , lamba firakotra...)?
Aoka izay ity fanambatambazana @ sakafo indray mandrotsaka sy fanomezana handrendreham-bahoaka ity e. Satrinareo hahantra hatrany ny vahoaka hahafahana manambitamby sy mividy azy @ ireny zavatra zarainareo ireny.

Tsy fotoanan' ny propagandy aloha izao, mahandrasa tantana, fa ianao izany toa mandeha aloha loatra.

Milaza ianao fa miaro ny vahoaka; vahoaka iza moa izany arovanao izany? Asa fa ny hita sy fantatra hatr@ izao izao aloha dia mpiray petsapetsa @ izao fampahantrana lalina ny firenena izao ianao.
Niaraha-nahita ny fomba nampiasainareeo hahataongavana eo @io toerana misy anareo ankehitriny io : fandorana sy fandrobana tranombarotra; fandorana ny RNM sy ny TVM ( t@ lundi noir), fanaovana sorona ny mpiray tanindrazana @ tena, eny fa na dia ireo mpanohana anareo aza tamin'ny febroary 2009 teny Ambohitsorohitra,sns....dia ianao sy ny fitondrana misy anao ankehitriny; izany ve no atao hoe tia tanindrazana? izany no milaza ho miaro vahoaka? mbola ny vahoaka ihany aza nefa no nampangainareo ho tompon'antoka t@ ireny raharaha ireny; nolazainareo fa efa mahantra loatra ny vahoaka ka nahavita an'ireny halatra sy herisetra ireny, ary ny olona maty t@ ireny inona, tsy isam-bahoaka angaha ireny? Dia mbola ny vahoaka ihany ankehitriny no mizaka ny vokatry ny nataonareo, raha tsy hilaza afa-tsy ny fahaverezan'asa. Izany no miaro ny vahoaka a? Dia inona izany no hilazany dahalo sy ny jiolahy isan-karazany?
9. piozila ( 08/09/2010 15:43)
Aza miady hevitra aminizany ianao ry Ruz 9 fa na ny paoziny aza toy ilay vorona mandeha alina.
Ny jeux mbola ilay fanao fahiny. Tsy mahay developpement sy protection sociale izany iny; Fa ramaro sahona ka dia napetraka eo. Mbola ho avy ny farany e! tonga dia ataovy ao anaty lisitra dieny izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0935