Mampihomehy ahy ilay "jeu de mots" fa tena marina

1. ouioui ( 25/08/2010 15:14)
Comment convertir un catholique ?
Décochez-lui un bon coup de pied aux fesses et il se retournera en protestant.
novalian'i ledala ny 27/10/2010 23:10
2. ouioui ( 25/08/2010 15:18)
Tazako omaly izy io fa tena nampihoimehy olona tokoa hihihi
3. ikaretsaka ( 27/08/2010 21:36)
efa lasa ihany moa ity ny resaka vazivazin"antokom-pivavahana fa dia miala tsiny @ izay mora tohina ary

Teo Analakely no niseho ny tantara, somary manahirana ihany moa ny fifamoivoizana ro ka nanao accident ary ny fiara anakiroa , na samy nanao izay afany aza dia nidofotra ihany
Ny fiaran'i mompera sy i pasitera ireo nifandona ireo

Mompera hay ve ingahy Pasy ity e, tena azafady marina fa tena izaho no diso e.. tsy naninona ianao?
Pasitera tsy naninona aho Mompera fa somary mbola fanimpanina kely fotsiny e

Mompera:
arahabaina r'ingahy tsy maty fo aman'aina marina a.. andao hotondrahana kely sady tsy nampoizina ko hoe izao isika 2 lahy no hihaona, sady vao avy naka "vin des bon peres" aho ao fa aleo mihitsy arroser na e.. ao , ity ny kaopy ... ao aloha mbola ampiana fa mbola sonner be mihitsy ange ianao izany r'ingahy pasy e

pasitera (efa somary dozidozy) efa faribodiny ny tavoahangy... Hic.. ary ianao hic...angaha mompera tsy mba hamely?
mompera Draisss.. hamely tokoa aho ka ..sady mbola misy reserva 2 tavoahangy ao , fa andraso rehefa avy eo rehefa avy tonga ny polisy sy ny mpanao constat sy ny assurances! de sotroiko aby any an-trano ny anjarako!


4. ledala ( 27/10/2010 23:10)
mamo miantso polisy???? huuuummmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0821