vita hatreo ny aminy izany

1. bazylou ( 29/08/2010 17:58)
ka inona intsony moa fa ny alikakeliny sisa no mivovo ao.
vita i le8,
tsy maintsy hoe izay koa no nihafarany fa be zity tsy mankaiza akory.
vive tgv
répondu par piozila le 17/09/2010 06:12
2. andrywui ( 30/08/2010 12:43)
efa nividy villa any swazi hono izy de sipa lavanono bedabe ataony fiandry ao antrano ! .....
3. hery ( 30/08/2010 15:49)
Aza mbola misioka raha tsy tafavoaka ny ala :-)
4. rijadolly ( 30/08/2010 19:18)
efa mazava izany ry Hery fa io no sazy miandry izay tomponantoka tamin' iny 7 février iny. efa tena mpanamaritena fotsiny sisa ny HAT raha izany, nefa ny sazy iraisam- pirenena aza ty tsy hafaka akory, ihihih! mampmé be ihihihih.
5. jajaf401 ( 31/08/2010 15:06)
Mandrora mitsilany kosa izy kou; tratran'ny juris-prudansa tao de eo izy no raisina.
rediredy sia no azony atao.
6. piozila ( 05/09/2010 14:35)
Izay nanongampanjakana dia mbola ho voangana ary ny mafy noho izany aza no hahazo azy.
Tairo ary.
7. bazylou ( 07/09/2010 18:20)
raha izao aloh atsy voaongana mihitsy io e
8. piozila ( 17/09/2010 06:12)

bazylou:

raha izao aloh atsy voaongana mihitsy io e


Aza malaky mihoraka aloha. I TGV sy ny ekipany tsy maintsy aux poteaux na ho ela na ho haingana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1384