REGARDER VIDEO La HAT a sorti son Joker, Ravalomanana travaux forcés à perpétuité 28 août 2010

1. vatofototra ( 29/08/2010 09:44)
REGARDER VIDEO La HAT a sorti son Joker, Ravalomanana travaux forcés à perpétuité 28 août 2010

- La HAT n'a pas dérogé à son habitude, lorsqu'il y a négociation, il y a toujours un coup d'éclat, cette fois-ci il a sorti son joker : Ravalomanana travaux forcés à perpétuité.
- Julien RADANOARA Invité de Zoma de Onitiana Realy le 27 août 2010


Participer au débat sur le projet économique et social Madagascar
Groupe Vitatsika io - Madagascar Perle de l'Océan Indien


http://www.vatofototra.com
novalian'i andrywui ny 31/08/2010 08:01
2. bazylou ( 29/08/2010 18:02)
tsara ho azy izay
3. andrywui ( 30/08/2010 12:44)
Okory atao e !.....
4. rijadolly ( 30/08/2010 19:12)
Tadidio tsara ty teniko ty: Izay ny sazy tokony ho an' izay namboly an' iny 7 février iny raha ny fitsarana ankehitriny. Mitohy ny tantara, ny marina rehetra dia tsy maintsy mipoitra...ary mangovitra mihitsy atoato ny ravim- patalohan' izay maimbo tamin' iny raharaha iny satria efa fantany izany ny sazy miandry azy raha tratra izy. izay mandona tapany tsy maintsy mahazo erany. tsy aleo natao antsaky ny antsasaky ny fahefany ilay sazy dia mba mitatao fotsiny eo ambony loha eo ilay sazy farafaharatsiny rehefa miova ny globe.
5. andrywui ( 31/08/2010 08:01)
NtsOOO ...! panaelo kely zany mba tenin'i Rijadolly zany !! - atao okory leroa a! ... mikodiadia miakatra ny globy e! zao no mba toro hevitra farany ! -

MAHAIZA MIONONA DE AZA MISOSOKA ALAELO TSONY RIJAKELY AN ? DE BIZOU hon hon hon hon ......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1505