Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lunahdemada
(
21/09/2010 08:03)
ny fisoratam panambadiana!!
aiza ho aiza ny tena heriny fa toa tsy mba hasian ny sasany dikany akory izany!!! toa hoe tsy mahazo anjara amzay fanana niarahan izy mivady nihary akory hono fa dia ny mpandova no manjaka indrindra m...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 24/09/2010 09:55
lunahdemada
(
21/09/2010 07:58)
VADY LEGITIME
raha maty ve rangahy, manana anjara am fananana niarahandry zareo niary ve ramatoa!!! ahoana le kitay telo andala toa hoe misara belona vao manankery!!! mimtaky ny anjarany ilay zaza natsangany, tsy m...
tohiny
novalian'i fafane ny 20/10/2010 12:11
lunahdemada
(
21/09/2010 07:54)
vady vita soratra!
aona kay ny hevitrareo am vady vita soratra? maty ny dadako 6 taona lasa izay! manan janaka hafa reny aminay izy ary mpandova ara dalana, mitaky io anjarany io iz ankehitriny ary tsy nanda izahay fa n...
tohiny
novalian'i bazylou ny 12/12/2010 19:07
lunahdemada
(
21/09/2010 07:49)
ampio fa mijaly
aiza ho aiza kay ny toerana misy ny vady vita soratra raha toa ka maty ilay rangahy, ahoana ny fananana niaraha niary? manana zoky hafa reny aminay izahay ka mitaky ny anjara lovany izy voasoratra ao ...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 20/01/2012 15:09
tahtah
(
20/09/2010 16:31)
lesona ilaina amin'ny fanoratana boky
Mila toro-hevitra sy lesona madinidinika amin'ny fanoratana boky (boky tantara ohatra)....
tohiny
novalian'i soanja ny 22/09/2010 10:27
cyril
(
20/09/2010 15:54)
Hafanao ao aloha ry zalah ity politika-tsika ato ty fa.....
-- mbola misy reglement de conte ataonay sy ny 3mosquetaires akamanay atsy ambony amin'ny fivavahana atsy fa ho avy eo iany isika atsy ho atsy rehefa rava-paty any ireo FAT paty ireo a! ... misy group...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 21/09/2010 10:08
tahtah
(
20/09/2010 15:52)
section Fimpima France
hoan'izay liana mba te hianatra kabary nefa mipetraka aty ampita (région parisienne), misy section Fimpima France ve azafady ? Misaotra an-tsika...
tohiny
novalian'i fimpimafr ny 16/10/2011 08:17
irihat
(
20/09/2010 13:27)
Veillé Raoul
Mba tsara ian ngamba no ampahafantarana anareo any andafin'i jordana ny zava-niseho tao am Palais, indrindra fa ho an'ireo be vava, le contre an-dra8 e.
Izao no zava-nitranga tamniny veillé Raoul iny...
tohiny
novalian'i diloo ny 20/09/2010 23:43
soanja
(
20/09/2010 09:44)
hotely tsara sy mahafinaritra ny manodidina
Saika mba hanontany azafady izay mba hotely na toerana fandraisam-bahiny tsara sy milamina ny manodidina ao Antsiranana sy Nosy Be ary Sambava. Toerana manana wifi na afaka manao internet aho na tsy l...
tohiny
novalian'i soanja ny 13/11/2010 19:30
hery
(
20/09/2010 04:47)
Mahaiza misaotra sy mankasitraka
Mahagaga tokoa an. Tsy misy afatsy hoe fisaorana rehefa jerena ny tombony maro azontsika avy amin'Andriamanitra...
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=SiGTV7N5AjU[/youtube]
...
tohiny
novalian'i ouioui ny 23/09/2010 21:27
milamm
(
19/09/2010 15:46)
ireo manda tsy hita maso mampikatso ny fampandrosoana sy fivoarany firenena afrikana
Ovaina kely ny dinidinika manoloana ireo safotofoto sy ny tsy filaminany fianam-pirenena izao .Voafaritra ao anatiny manda toy ny rindrimbe ao Sina ny fitantanana ny harempirenentsika sy ireo firenena...
tohiny
novalian'i ouioui ny 29/09/2010 14:20
Mpanazava
(
19/09/2010 06:06)
Ahoana no hanampiana ny lehilahy na ny vehivavy ho vady mahafinaritra sy mahafampo?
"Mifalia amin'ny vadin'ny fahatanoranao" (Ohabolana 5:18)
[img]http://img27.imageshack.us/img27/1220/coupledv.jpg[/img] [img]http://img85.imageshack.us/img85/1258/96017728.jpg[/img]
Ma...
tohiny
novalian'i vonynive ny 05/10/2010 11:39
Mpanazava
(
18/09/2010 19:37)
Fa nahoana? sarotra valina raha samy fanontaniana.
Fa de nahoana loatra re e!... Alahelo, fitarainana, fanaintanana, izany no azo amehezana ny manjo antsika rehetra rehefa sendra voina,na famoizana havana na namana akaiky sy ny maro hafa.
Matetika is...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/09/2010 09:28
Mpanazava
(
18/09/2010 19:07)
Ahoana no hanavahana ny tsara sy ny ratsy?
Jodie, agent immobilier, aide une femme à faire l’inventaire des biens de sa sÅ“ur décédée pour qu’elle les vende. Fouillant dans l’âtre d’une cheminée vétuste, il trouve deux viei...
tohiny
novalian'i vonynive ny 05/10/2010 08:26
JEANFREDDY
(
18/09/2010 16:15)
Carte Inona no ahafahana miantso ela indrindra any Dago raha avy eto France azafady?
Salama ô
Carte Inona no ahafahana miantso ela indrindra any Dago raha avy eto France azafady?
"Africa" no nampiasaiko taloha, dia tato ho ato toa manondrana foana izy io.
Dia avy eo indray "Tonéo...
tohiny
soanja
(
18/09/2010 15:36)
Get Low
Isany filma tena nahavariana ahy tokoa. Efa nisy nijery ve io? Mampandefa eritreritra hoe inona avy no fomba iatrehantsika ny fiainana ary n'inona izay atao dia mitaky ny hafa isika amin'ny farany fa...
tohiny
novalian'i hery ny 20/09/2010 22:01
AndriambyII
(
18/09/2010 13:35)
Rahoviana vao mety hilamina ny resaka fivavahana?
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=k0eRDrWtBw0[/youtube]
Ahoana ny fahitan'ireo malagasy silamo , sy jiosy ny resaka ohatra izao ? Tsy tsara @ malagasy ve ny mahafantatra fa isan' ny fitaovana i...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2010 21:53
AndriambyII
(
18/09/2010 12:57)
Resaka pedophilie ao@ fivavahana .
Tsy @ maha-catho azy na @ maha protestant azy angamba no hitsarana ny olona iray ho pedophile fa @ maha olombelona azy . Aretin-tsaina vokatry tontolo sy ny erana manodidina ny tsi-1-1 no mibaiko ny t...
tohiny
novalian'i ouioui ny 24/09/2010 22:51
rijadolly
(
18/09/2010 08:56)
Mpitandro ny filaminana # vahoaka ( Taxibe )
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/
[quote=GAZETIKO 18 Sept 2010]
Teo anatrehan’izay, nihorakoraka ny olona rehetra teo amin’ny manodidina ka rehefa izay dia niantso mpanampy ilay polisy.
Nisy fi...
tohiny
novalian'i diloo ny 22/09/2010 00:09
nani
(
17/09/2010 20:58)
Passport biometrika
Manahoana daholo !!!!!
Saika mba hanontany kely , ho an izay mahalala anie azafady hoe mety hafiriana ny vita ny passport biometrika ao Paris. Marihako fa ho an zanako ilay izy , zaho efa manana tami...
tohiny
novalian'i rafahafahana ny 13/10/2010 12:52
