ireo manda tsy hita maso mampikatso ny fampandrosoana sy fivoarany firenena afrikana

1. milamm ( 19/09/2010 15:46)
Ovaina kely ny dinidinika manoloana ireo safotofoto sy ny tsy filaminany fianam-pirenena izao .Voafaritra ao anatiny manda toy ny rindrimbe ao Sina ny fitantanana ny harempirenentsika sy ireo firenena afrikana mpifanolo-bodirindrina ,tafa avo petraka sy rindran-damina entina hambotriana ny harempireneny firenena afrikana voazanaky frantsay izay fahenontsika matetika 'fransafrika ' nandritra ny 43 taona (ankoatry ny 7 taona nitondran'Atoa Ravalomanana izay nasionalista fa tsy mpankahala frantsay akory),inona marina moa no ambadiky io tetik'asa novolavolainy ireo imperialista io sy ny fiantraikany @ tanindrazan-tsika , iezahina araky izay tratra ny ampitaina ny hevitra @ teny Malagasy iombonana nefa hisy teny baiko vahiny tsy ho voadika @ voambolana Malagasy ka ialana fondro,dia mahareta ry mpisera namana isany,
Taorinany ady lehibe roa ireny dia nitaky fahamarinan-toerana haingana ny firenena mandroso kapitalista vaventy rehetra , sy fanarenana ara-toekarena haingana ,na ireo bolongana rosiana na ny tandrefana na ny tatsinanana izany .Teto Madagasikara moa dia tsy nitsahatra niroborobo ihany koa ny adin'ireo tena tia tanindrazana hamerina eo antanany ,taranaka Malagasy tsivakivolo ny taniny Fahaleovan-tena tanteraka ...
novalian'i ouioui ny 29/09/2010 14:20
2. AndriambyII ( 19/09/2010 16:36)
Yyyyyyyeeees good look , and good luck ! loll !
3. milamm ( 19/09/2010 16:40)
1958-1974 : Gal De Gaulle - Pompidou - VG d'Estaing - mitterand - chirac tetiky ny voanjo imperialista hitsentsitra ny harenany zanatany frantsay ,tao Ivory coast Houphouët-Boigny sy Jacques Foccart , i Itpkl tsiranana - foccart no tao amintsika noho ny fisaraham-bazana nisy teo @ antoko politika .Antony nananganana io vondron'olomeloka tsy miafina io , izay nafenina tao ambadiky ny Aide Publique au Developpement na koa ny coperation francaise

- hiarovana ny tombotsoany frantsay manerana an'i afrika @ harena tsy toko tsy forohana robain'ireo mpitondra oh. solika (Bemolanga nokatsahiny total) , hazo saro-bidy (Bollore varangana sns..) harena ankibon'ny tany (uranuim Areva...)ka nanohanany ireo mpitondra voakolikoly sy mpanongam-panjakana nifandimby (varotra fitaovam-piadiana antsokosoko,basy marovava Bouygues ...),izay mielipatrana hatrany congo,angola ,tchad ...
porofo miharihary moa ny fanambarany A.Joyandet sekreteram-panjakana frantsay t@ ireo fanambarana serasera an-gazety
. >
le jdd.fr 2008
. >
liberation 24/06/2008
4. milamm ( 19/09/2010 16:44)
5. milamm ( 19/09/2010 16:49)
.>
. >
6. AndriambyII ( 19/09/2010 17:06)
Point trait , point point trait , point point point trait .. trait poinse ny farany .
7. milamm ( 19/09/2010 17:14)
asa na voatery miandry kely aloha vao hipotra ireo hafatra voalazany(joyandet) nefa tohizako ,
ny 1728 no efa voafaritra izany fandrobana ny harenany kontinanta afrikana izany araky raki-dahatsoratra voatanany mopera Labat nosoratany M.Brue nisahana orinasa antsokosoko maloto tao senegal oh , nanomboka @ fanondranana ireo harena marobe ka hatr@ varotr'andevo
8. milamm ( 19/09/2010 18:03)
tsetsatsa tsy haritra , ra-Hery mpitantana ity tranokala ity ireo tohiny 2 nalefako etsy ambony dia misy andalan-tsoratra maro izay voafafa , sivana avy aminao mpandrindra ve no namafa azy ireny sa misy mpitsikilo manara-maso(frantsay) ny tranonkala eto ka nesoriny avy hatrany
9. milamm ( 19/09/2010 18:07)
ndrembyll ,teboka sy farango sosona no filaza azy ireny izay nisy namafa ny ventiny lol
10. milamm ( 20/09/2010 17:57)
ny teti-panorona nimasoany ireo voanjo dia tsotra , anjanahana tanteraka ny toekarena ny kaontinanta afrikana , ny harena rehetra mihiboka ao @ io faritra io dia lasa tsinotsinona raha avela eo antanany tompon-tany ka tsy maintsy alaina @ izy ireo @ fomba rehetra...
esorina @ izy ireo ireo akora tsy voadio ary amidy aminy ny akora voaodina tsy maintsy ilainy , izany hoe ny tombony sy ny vola rehetra dia miverina any @ ireo firenena mandroso oh @ zany ny kafe ,jirofo,vanila ,kakao ,baoksita,coton,uranunim s,solitany sns...
11. milamm ( 20/09/2010 18:10)
mipaka hatr@ rafim-pitantanana mivantana ara-toekarena,ara-miaramila (famatsiana fitaovampiadiana sy fanohanana ireo mpitondra voakolikoly ),trosa sy didy kofehy lehibe apetrak'ireo andrimpanjakana ara-toekarena erantany World Bank,IMF,miandany @ izy ireo sy ireo mpamatsy vola manohana ny zone franc(sanda takalom-bola miverina @ sompitra frantsay) ,nipoitra tsikelikely izy ireny taorinany 1958 (olona mpiray petsapetsa ara-politika @ lafrantsa)izay voarakitry ny Conseil francais des Investisseur en Afrique Noire CIAN.
12. milamm ( 20/09/2010 18:37)
oh.ara-bakiteny ireny aty aorina ireny niseho tsy ela tany Libya khadaffi sy sarokok'ozy ny afera 'milan' varotra misily nokleary ,jolay 2007 raha nanao fitsidihana tany izy sy ny afera kolwezi tany zaire ,angolagate fireneny j.e.dos santos mpamokatra diamondra voalohany eratany,sy manana sompitra solitany lehibe ao afrika notsidihany sakoroka ofisialy sy nanovany sonia ny fifanarahana total,castel,thales rehefa avy nanaovany zoande fanelanelanana...hoy ny filazan'ilay sekreteram-panjakany misahana fifandraharahana sy raharaham-barotra ivelany
- t@ rfi 20/06/08 ministra koa ny tenany @ fiarovana ny tombotsoa mivantana ny frantsa any ivelany
- lazaiko ampilaminana fa ny politikany fifandraraharahana ataony dia eo ambany fiarovany frantsa conference de presse 19/06/08
-tsy hitomemem-poana izy ireo ao anoloany ity kaontinta izay mitady hifoha ity sy ireo firenena lehibe mpifaninana aminy( bekintana,sinoa,indiana)liberation 24/06/08
-ireo asa lehibe azo raisina oh.nataony ireo tafika frantsay manerana an'i afrika sy ny manodidina azy dia mihompana @ fifidianana fanofanana ireo vatamiaramila maromaro ho vonona hiatrika ady araky volavolan'izy ireo sy rfi 20/06/08
Dia mitombina tanteraka eto ry mpisera ny fanonganampanjakana nifanarakaraka eraky afrika ary nihatra tao amintsika ny 17 marsa 2009
13. milamm ( 20/09/2010 18:42)
izay no antony niforonany milisy fis sarla,lelyson,kotonandra ireny rehefa voavatsy vola ary ramarson no mpizara saosy sy lasa mpitarika azy ireo sy nanampimbava ireo jeneraly 23 , i deba no namoaka ny tsiambaratelo fiarovana ny lapa ambohitsirohitra,iavoloha ,banky sentraly sy ny tafika malagasy t@ i lavanify t@ fihaonan'izy m'tsamm ny dec 2008
14. Miharena ( 28/09/2010 13:09)
Misaotra anao milamm fa efa mazava hatry ny ela ny resaka rehetra raha vao politika péjo.
15. ouioui ( 29/09/2010 14:20)
Ampianaro tsara leisy milamm ty miharena ty fa mandray an-tendrony loatra a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7016