Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vatofototra
(
01/10/2010 19:14)
REGARDER VIDEO Didier Ratsiraka va rentrer bientôt àMadagascar 01 octobre 2010
REGARDER VIDEO Didier Ratsiraka va rentrer bientôt à Madagascar 01 octobre 2010
- L'ancien Président de la République Didier Ratsiraka va rentrer bientôt à Madagascar
Participer au débat su...
tohiny
novalian'i nyhaingo ny 06/10/2010 16:18
vonynive
(
01/10/2010 13:21)
ROMANA toko 2 "ny lalàna (an'Atra) sy ny fahasoavana (an'Atra)"
mba tiako hofakafakaintsika io rom 2 io, saropady ihany ankehitriny io lohahevitre io nefa aoka ny hevitra no hiady fa tsy ny antokompivavahana na isika akory.
inoako fa hisy soa hotovozintsika avy ...
tohiny
novalian'i vonynive ny 06/10/2010 10:57
Lejoba
(
01/10/2010 12:22)
samy ho faty ihany
Saika hosoratako tatsy @ vavolombelona ity fa toa eto no be mpitsidika kokoa.
Maro lahy ny anadahin-dreniko, be revy, ny vola misy ny aina matanjaka.
Hita indray andro fa misy diabeta ny zokiny. Norar...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 11/11/2010 16:38
Noue
(
01/10/2010 10:24)
Passé simple
Dieu ordonna à David de guetter... et David Guetta
Dieu ordonna à Hélène de S'égarer... et Hélène Ségara
Dieu ordonna à Thierry d'en rire... Et Thierry Henry
Dieu ordonna a Bruce de ...
tohiny
novalian'i jayul2010 ny 24/03/2011 11:10
hery
(
01/10/2010 09:11)
Fitsipika ao amin'ny karajia
Manomboka mamolavola miaraka ny fitsipi-pifehezana ao amin'ny karajia izahay amin'izao fotoana izao. Izay manana soso-kevitra hantsarà na azy dia afaka miresaka amin'ireo op ireo.
...
tohiny
novalian'i ninikel ny 21/10/2010 14:43
niryna
(
01/10/2010 04:41)
Ireny hono no mba silamo,hindou,tsy mpino
Ny zavatra heno matetika dia hoe kristiana miangona alahady fa mangalatra akoho alatsinainy,kristiana sandoka,kristiana mpihatsaravelatsiny,kristiana....feno mihitsy ny pejy ny haratsin'ny kristiana ...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/10/2010 04:16
soanja
(
30/09/2010 15:59)
planeta mety misy aina hafa.
Arabaina daholo zany isika mianakavy fa indro fantatra ny mety ho fisian'ny havantsika any ambony tsy taka-maso any. tp://news.yahoo.com/s/ap/20100929/ap_on_sc/us_sci_new_earths
Araka ny voalazan'ny ...
tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 07/11/2010 06:21
ouioui
(
30/09/2010 14:14)
Momban'ny serasera
Voamarika aloha hatramin'izeao fa nanomboka ny namelan'i hery le resaka private facebook nahazo bahana teto @ sersera teto dia tsisy afa tsy ny mifanasa vangy ny mpisera
zama91 vs tess sy ny fianakam...
tohiny
novalian'i cyril ny 04/10/2010 13:26
AndriambyII
(
30/09/2010 11:22)
2 poids 2 mesûre
Mbola feno sy hita mivandravandra ny fitsarà na mitanila ao amin' ny Malagasy tsy hankanavaka .Na inona ambara na inona dia efa hita taratra foana . Tsy mila fanovà na mahery vaika koa ve izany ?...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 01/10/2010 16:05
ndenn
(
30/09/2010 11:11)
Existentielle oblige !
Celulles souches ,gouves spirituels , composantes chimiques universelles , traces historiques généalogiques ,motricitéscélestes ,quantiques ,mathematiques ,chimiques ,physiques ,algorithmiques, a...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 02/10/2010 22:36
Noue
(
30/09/2010 08:42)
MITSANGANA ! IZAHAY VAHOAKA MANDOA HETRA
[b]RY MANAMBONINAHITRA , LEFITRA? RY MIARAMILA
MOA VE FANTATRAO FA :
Ny Jeneraly RAKOTOARIMASY , ministry ny Foloalindahy @ zao fotoana izao
Tompon'andraikitra ambony tao @ EMMONAT tamin'ny 23.01.09 s...
tohiny
novalian'i cyril ny 05/10/2010 16:34
andrywui
(
29/09/2010 17:09)
sssshh. !! tsy olana na misy "ngaila "na tsisy "ngaila" fa voamboatavo !!
-...ka na eo tokoa kay enao ry madama ngaila na tsy eo dia tsy de misy ilaina anao , sy atahorana anao loatra amn fianakams nay a !...
-- mahazo miwouwouwouwo etsy anjorotrano etsy enao fa tsy mirÃ...
tohiny
novalian'i cyril ny 27/10/2010 21:33
fijo
(
28/09/2010 20:04)
pierre dufour
nijery fandaharana momba ny fitsarana iray aho,dia ny aferan'io pretra io no sendra tao.ingahy io,dia pretra amina tanana kely eto frantsa,ary efa ho 30 taona mahery no naha pretra azy tao.
tany amin'...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2010 21:30
niryna
(
28/09/2010 17:05)
Ahoana indray re ity e
Rehefa natao hono ny statistika dia ny olona manohitra an'Atra no mahay ny tenin'Atra be kokoa noho ireo olona milaza azy hoe kristiana? inona tokoa re no antony e? ...
tohiny
novalian'i fafane ny 18/10/2010 19:29
AndriambyII
(
28/09/2010 11:25)
Regéneration de la vie existentielle autonome .
Mba tiako ho zaraina @ olona ny exp ananako ny @ io , asa raha mba misy olona mifandray tadin-dokanga amiko .Ady sanina goavana tsy mila hadisoan-kevitra no hiangaviana amintsika .Tsy kabary fanolà na...
tohiny
novalian'i soanja ny 08/10/2010 03:48
AndriambyII
(
28/09/2010 10:58)
Sahotaka tsy misy ohatr' izany noho Ambondrombe !
Le mariage de la «Jihad 666» et de la «Jihad 88» :
est-ce la faute des jeunes gothiques ?
La Mission Interministérielle de Vigilance et de Lutte contre les dérives sectaires (MIVIL...
tohiny
novalian'i Miharena ny 01/10/2010 12:19
FinoakoAzy
(
28/09/2010 10:07)
Neuvaine
Miarahaba antsika rehetra!
Tsy catholique aho fa protestante, nefa amiko, Andriamanitra iray ihany no ivavahantsika. Nisy nanoro ahy ny Neuvaine (finoana catholique fa ny protestant tsy misy an'io sa...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/10/2010 20:18
hery
(
28/09/2010 09:10)
Inception
Ohatry ny hahaliana ity.
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=66TuSJo4dZM[/youtube]...
tohiny
novalian'i kooool4 ny 04/12/2011 07:25
alina
(
28/09/2010 03:24)
FIOVANA SY FOMBA FITONDRANA
Slt daholo,
Ho an'i diloo,mba sokafy tompoko ny maso sy ny saina.De tsy hitanao sa hodiana tsy hita ny zavatra tsy rariny tafahoatra be dia be vitan'i R8 teto ireny?Zaho tsy miteny hoe mety daholo ny ...
tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 16/11/2010 06:17
ouioui
(
27/09/2010 17:41)
Hafatra hoa an'i hery
Jereo "momban'ny serasera"...
tohiny
novalian'i andrywui ny 11/10/2010 14:25
