2 poids 2 mesûre

1. AndriambyII ( 30/09/2010 11:22)
Mbola feno sy hita mivandravandra ny fitsaràna mitanila ao amin' ny Malagasy tsy hankanavaka .Na inona ambara na inona dia efa hita taratra foana . Tsy mila fanovàna mahery vaika koa ve izany ?
novalian'i rijadolly ny 01/10/2010 16:05
2. Miharena ( 30/09/2010 14:18)
Ny Gasy anie ka manana izay fomba mahari-pery izay Andriambyll e! Mety mandefitra izy amin'ny tsy rariny atao aminy fa manana ny fahaizany hampijoro ny tenany hatrany izy na dia ron'anana sy vomanga aza sisa no hanina. Ireo izay mandrapa-dango ihany no ho vaky loha rehefa sendra ny patsa iray tsy omby vava. Samy mizaka izay ataony io fa ny aina no matezà e!

Ny tsara fotsiny angamba rehefa mahatsiaro tena tsara dia aleo mahay mamindra tsara amin'ny sisa.
3. ouioui ( 30/09/2010 14:22)
Tsy 2poids izany ntsony ry zalahy ny ao @ tanàna a, maro ihay ny poids ao @ izao fitondrana baranahiny izao fa zao ve lisany vao tonaga saina e
Efa impiry impiry ry zalahy mpiasan'ny fitsarana no migrevy fa é é é, ny didy kofehy lehibe ihany no mipetraka [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
4. fijo ( 30/09/2010 21:21)
ka raha mitohy io grevy io,ihitatra ,fa mino aho fa handefitra ihany ny HAT.
5. locl ( 01/10/2010 07:26)
Salut, za aloha leo be le grevy fa tokony manao action indray mipoaka dia miala any ireo
6. rijadolly ( 01/10/2010 16:05)

za aloha leo be le grevy
Za moa dia efa niteny foana eto heo aza ny tombotsoan' tena irery na ny asan' tena irery no igrevena. Mila miakatra ny karamanay, mahazo dia midy ny vava. mila 4x4 izahay, mahazo dia midy ny vava,... fa ilay vahoaka tsy misy hatahorana hampikatso ilay ADM raha vao mitaky pan,pan,pan..mihidy koa ny vava. Mbola miteny foana aho fa ianareo mpiasa mpanjakana no mampitarazoka izao krizy izao satria nareo mbola misy antenaina dia tsy taitra ny manjo ny Malagasy namana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0617