Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ouioui ( 27/09/2010 17:13)
Hafatra no an'i hery
Inona bain fa mitady hanondrana izany le serasera , inona ndray no mahatonga an'io, maninona toakoa raha tsy haseho eo ny isan'ny mpitsidika en ligne na tsy miditra aza [IMG]http://smileys.sur-la-toil... tohiny
novalian'i cyril ny 04/10/2010 21:56
andrywui ( 27/09/2010 09:30)
... ZANY KA LEHILAHY ! MERCI PASTERA A ...
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=UWMkwjSzR2s[/youtube] [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=NSMG17xtj9I[/youtube] [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=ooFU7OHCoDQ[/youtube] de lazaiv... tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2010 21:41
soanja ( 26/09/2010 21:38)
Biogas
Mianatra momban'ny fanaovana Biogas avy amin'ny biby fiompy/ enerjia mora azo sy miodina ary maharitra ve ny mpianatra EPP na CEG any Madagasikara?... tohiny
novalian'i soanja ny 03/04/2011 18:30
soanja ( 26/09/2010 21:36)
Biogas avy amin'ny alalan'ny biby fiompy
Misy toerana na tanana na fianakaviana manao/ mampihatra ny Biogas avy amin'ireo zeziky ny bibifiompy ve ao Madagasikara? Raha misy dia azo tsidihana ve ry zareo hitondrana mpianatra mianatra momban'n... tohiny
novalian'i 5laody ny 05/04/2013 20:33
angotiko ( 26/09/2010 06:10)
ASIO FIHAONANA NDRAY E! ASIO FETY INDRAY E!
miarahaba ny rehetra ô! aiza daôly e! tairo d reketo ndray ranga ny fety an! andao hanala azy andao hifaly! bye dôly an avoay ravatorano glou thiel.....tsy voatanisa kisss mamay beuh manaraka ny ar... tohiny
bazylou ( 25/09/2010 18:02)
mila ajedaka dieny izao
ireo mpanao polifika rehetra fa fanetry be ny tany e, hisy hetsika be manadala fa hoa vy any ny tenanay anajedaka an'ireo , tsy lasa intsony ny 50taona manaraka fa tsy maintsy miova izao dia izao,... tohiny
novalian'i diloo ny 27/09/2010 22:40
bazylou ( 25/09/2010 17:59)
ry piozila
izany dia mijapy nytrain an'ny bazylou fotsiny le aza, tsss, aza manam bee... tohiny
novalian'i piozila ny 29/09/2010 10:47
bazylou ( 25/09/2010 17:58)
iza no hihetsika ho azy ?? iza
iza no hanavotra ilay malagasy any niger?? iza hoy aho fa ho faty ihany izy? ny an'ny olona vita ihany fa ny an'ny tena avela ho faty ve?? tsy hiandrasana tgv io fa efa lasa ny hetsikay manokana e... tohiny
novalian'i Belle ny 25/09/2010 21:21
oceana ( 25/09/2010 16:10)
EDEN - GASCAR " Anaty nofy "
EDEN - " Anaty Nofy " salut daholo ny mpitia mozika rehetra misy projet " mozikaly "ity , efa elaela no niketrehina azy, vita izy ity koa dia manasa antsika tia mozika hitsidika fa mety ho tinao le ... tohiny
moustaraf ( 25/09/2010 08:25)
GREVY PORT TOAMASINA: HIHAMAFY RAHA TSY VOAVAHA HAINGANA
Olana efa tena ela ity mandrehitra afo ao amin'ny Port Toamasina izao. hatramin'ny fotoana nametrahan'ny mpitondra teo aloha ny Orinasa vahiny MICTSL ao @ seranana. Raha tsorina io dia toy izao: talo... tohiny
moustaraf ( 25/09/2010 08:24)
GREVY PORT TOAMASINA: HIHAMAFY RAHA TSY VOAVAHA HAINGANA
Olana efa tena ela ity mandrehitra afo ao amin'ny Port Toamasina izao. hatramin'ny fotoana nametrahan'ny mpitondra teo aloha ny Orinasa vahiny MICTSL ao @ seranana. Raha tsorina io dia toy izao: talo... tohiny
moustaraf ( 25/09/2010 08:23)
GREVY PORT TOAMASINA: HIHAMAFY RAHA TSY VOAVAHA HAINGANA
Olana efa tena ela ity mandrehitra afo ao amin'ny Port Toamasina izao. hatramin'ny fotoana nametrahan'ny mpitondra teo aloha ny Orinasa vahiny MICTSL ao @ seranana. Raha tsorina io dia toy izao: talo... tohiny
moustaraf ( 25/09/2010 08:23)
GREVY PORT TOAMASINA: HIHAMAFY RAHA TSY VOAVAHA HAINGANA
Olana efa tena ela ity mandrehitra afo ao amin'ny Port Toamasina izao. hatramin'ny fotoana nametrahan'ny mpitondra teo aloha ny Orinasa vahiny MICTSL ao @ seranana. Raha tsorina io dia toy izao: talo... tohiny
moustaraf ( 25/09/2010 08:21)
GREVY PORT TOAMASINA: HIHAMAFY RAHA TSY VOAVAHA HAINGANA
Olana efa tena ela ity mandrehitra afo ao amin'ny Port Toamasina izao. hatramin'ny fotoana nametrahan'ny mpitondra teo aloha ny Orinasa vahiny MICTSL ao @ seranana. Raha tsorina io dia toy izao: [u]t... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 29/10/2010 08:49
fijo ( 24/09/2010 19:15)
mamela ny helokay...
rehefa mivavaka ny mpino kristianina,dia midedaka ery miteny hoe"mamela ny helokay,tahaka ny namelanay izay meloka taminay....."mijery an'i Odon sy ramino paul nefa ho,di amanontany tena hoe,ireto mpi... tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2010 21:44
YDIFAS ( 24/09/2010 19:02)
VAVAKA NAMPIANARIN'NY TOMPO
Miarahaba antsika amin'Ilay tena tia antsika Hoy ny mpianatr'i Kristy Taminy :mampianara anay hivavaka. Hoy Izy namaly: [i]Koa amin'izany mivavaha toy izao hianareo: Rainay Izay any an-danitra, hohama... tohiny
novalian'i vonynive ny 04/10/2010 09:17
infiny ( 24/09/2010 11:56)
Tononkiran'i Solomona
Ahoana marina ny momba io boky io fa toa nitady soratra hoe Atra, Jehovah, sns tao za dia tsy nahita mihitsy e! Rehefa vakina koa anefa ilay izy dia toa tsy mifandraika amin'Atra mihitsy. Ny tiako aha... tohiny
novalian'i niryna ny 07/10/2010 05:37
Lejoba ( 24/09/2010 11:23)
razana tsy mahalala fomba
maty ny bandy club tavoahangy iray (mpisotro taoka). Nifanaraka ny mpiara-misotro fa hampanarahina champagne ao anaty vata, nasitrika an-tsokosoko mialohan'ny nialana tao an-trano ho any am-piangonana... tohiny
novalian'i andrywui ny 14/10/2010 20:13
mirananirina ( 24/09/2010 10:40)
fitia
Fanontaniana hoanareo lehilehy ity: Inona kay ny antony tsy hitiavanareo ny vadinareo na sipanareo intsony,dia manao ahoana ny fihetsika asehonareo,satria vitsy ny lehilahy mahasahy miteny fa hoe tsy ... tohiny
novalian'i Dan23 ny 22/10/2010 15:11
andrywui ( 24/09/2010 10:06)
valin-kafatra ho an' i ..... (ex-fianakams)
--- Mangidy ny rora , marary ny andoha ,vahotra ny tanana !!! Tery omby ririnina anefa hono ,ka atao zay tsy ahafaty ny reniny ary atao zay ahabotrabotra ny zanany !! satria hono ny varotra alik... tohiny
novalian'i guett_haa ny 06/02/2012 19:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5195