fitia

1. mirananirina ( 24/09/2010 10:40)
Fanontaniana hoanareo lehilehy ity:
Inona kay ny antony tsy hitiavanareo ny vadinareo na sipanareo intsony,dia manao ahoana ny fihetsika asehonareo,satria vitsy ny lehilahy mahasahy miteny fa hoe tsy tiako intsony ianao.
novalian'i Dan23 ny 22/10/2010 15:11
2. fafane ( 24/09/2010 11:01)
Io ry Andrywui valio fa enao mba lelahy a, saika hamaly aho fa tsy mety e, hahahahaha
3. andrywui ( 24/09/2010 11:05)
Ny vadiko ny anah ry fafane sy mirana tena tiako a !!.... izy ary tia anah koa anoana no tsy ho tiako ? tsy afa-mivadika zany fa manody ny fitiavana !.. ataoko aoana no hitsakaraka sipa kely eran'ny tanana sy ny Internet !.. na hi-contact sy handrangitra "papozy" eran'ny NET eto hanakorotanako ny fiainako sy ny tokatranoko? tsy aleoko mipetraka tsara de miaina mlamina !!!
4. ngaila ( 24/09/2010 11:39)
Hay fafane viavy hon hon
Andrywui tsary manambady na manana sipa,tsary misy haindragà eto bainn an!nen là le resaka rivotra reny ihany,vadiko wa vadiko hon hon hon
5. ouioui ( 24/09/2010 11:54)
Ny ahy mirana raha tsy mety amiko de tsotra aleko mihataka fa zah tsy hi-pourrir ny fiainako , vodin-tsobika aza hono manana ny tandrifiny
Betsaka ny antony mahatonga ny tsy fiatiavana fa zah tsy mahay manao gazety
6. fafane ( 24/09/2010 13:44)
Ary sao de tezitra ary nareo @ io teniko io, azafady ary fa tsy hanao resaka ohatr'zay tsony aho fa aleo manaja tena e, merci !
7. Lejoba ( 24/09/2010 13:58)
rehefa tsy tiana intsony ny ao @ tanàna dia manomboka manorisory daholo na ny mahita azy aza, tsy mahafinaritra intsony ny miaraka sy miresadresaka aminy.
Matetika satria misy efa manintona kokoa any ivelany. Dia manirikiry na ny mieritreritra ilay mibodo toerana aza.
Ny nahatongavana teo? Be dia be : mety ho avy aminy, mety ho avy amiko.
Rehefa tsy ahitàna fivoarana ilay sipa fa monotone be, indraindray voavinavinanao hatr@ havaliny anao momba ny resaka iray, ny ho fihetsiny, tsy mba manaitra ny fomba fiakanjo fa vao mainka aza miha-tsy mahavatra tena isan'andro. Ny vhvv be fanakianana lava, mahita fanomezan-tsiny atao foana na mivoaka ianao na miditra, na tsy manao n'inon'inona aza.
Ny sipa mitaraina lava, indrindra @ ny fotoana ilana azy.
Mba mila fientanentanana sy fanaitairana ao @ ilay fiarahana fa tsy mitovy foana ny zava-miseho 24h/24 ary 7j/7 e
Ny blem @ ilay manilika sipa mivantana anie ilay ranomaso be havozona ohatry ny dia efa mpamono olona ireny ny bandy. Avy eo izy mitaraina eran'ny tanàna dia ny fiaraha-monina manontolo no tafiditra @ ilay resaka. Mana-oaianina sy manorisory. Omena ny tsindrom-paingotra tsindraindray eny izy ho tonga saina
8. ouioui ( 24/09/2010 14:11)
hoy fafane



Ary sao de tezitra ary nareo @ io teniko io, azafady ary fa tsy hanao resaka ohatr'zay tsony aho fa aleo manaja tena e, merci !


Tsy mora tezitra izany mihitsy izahay fafane a, zaranay aza mba misy olona mampimé kely an-dry zalahy mitohana reto kou [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/vote-pour-moi-2392.gif[/IMG]
9. ouioui ( 24/09/2010 14:15)
lejoba:

Ny nahatongavana teo? Be dia be : mety ho avy aminy, mety ho avy amiko.
Rehefa tsy ahitàna fivoarana ilay sipa fa monotone be, indraindray voavinavinanao hatr@ havaliny anao momba ny resaka iray, ny ho fihetsiny, tsy mba manaitra ny fomba fiakanjo fa vao mainka aza miha-tsy mahavatra tena isan'andro. Ny vhvv be fanakianana lava, mahita fanomezan-tsiny atao foana na mivoaka ianao na miditra, na tsy manao n'inon'inona aza.
Ny sipa mitaraina lava, indrindra @ ny fotoana ilana azy.

Marina izany bainn a, fa tsisy couple tsisy disadisa aloha fa ny fifampiresahana ny ny fifampitokisana foana no vahaolana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/c074.gif[/IMG]
10. ngaila ( 24/09/2010 15:09)
Valio fanontaniana ry oui oui fa tsy mitady vahaolana io fa manontany atsika bandy bainn a
11. ouioui ( 24/09/2010 15:29)
lainga:

Hay fafane viavy hon hon
Andrywui tsary manambady na manana sipa,tsary misy haindragà eto bainn an!nen là le resaka rivotra reny ihany,vadiko wa vadiko hon hon hon

lainga:

Valio fanontaniana ry oui oui fa tsy mitady vahaolana io fa manontany atsika bandy bainn a

Aza paiso ihany klé , sannn e, mba mamaly ve enao aloha ramatoa misandoka bandy e??? tsss , sady tsy enao no manery izay ho soratako eto akory ,
iza moa io fa tsy masisokely=hena=foudre=belle ihany no tsy matu voalavo an-kibo io, olona bede be no milaza hoatran'izao koa aty amiko aty ramatoa no mitonatonana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/I_13SL%7E1.GIF[/IMG]
12. ngaila ( 24/09/2010 17:50)
Tsy misy afatsy ny admin ihany no mahalala we iza za ô hon hon fa tsy fams wiwi akory;de aza manendrikendrika refa tsy mahalala,tais toi hon hon hon bainn kou tssssss
nga misy mitonatona any @ oul to anao aty,ar za bandy bainn an hon hon her her
13. ouioui ( 24/09/2010 18:43)
Ary toa mimenomeno be ramatoa o, zany ve mba bandy klé, mody mangalatahaka fanoratra fianalams ve nefa ny fianakams fopla no mora mi-tais toi madama a , tsy toi mihitsy no hampangina anay eto, iza no nitotatonana aloha sao marary saina ary ty enao , ramatoa no niresaka tamiko fa tsy izaho mihitsy no hanoratra @ olona hoatranao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG]
14. foudre ( 25/09/2010 07:34)
Rehefa tsy mahay sy tsy mahalala ingahy ouioui dia mangina...
foudre tsy i ngaila tsy i belle tsy i hena an-drangahy izany.
koa raha tsy hoatra nareo ny olona rehetra.
Halamino eo ny olanareo sy i ngaila fa aza ny hafa tsy maninona an-drangahy
no tononina lava eto e!
15. ouioui ( 25/09/2010 07:39)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Bekonetaka daholo koa anie toi zany e, ty ny mosoara de mangina ary e
16. cyril ( 25/09/2010 07:53)
Miomana ndry ry ngaila commence alatsinainy fa ahamay be ndry !... vavikely tsy mahay miaina io
17. ngaila ( 25/09/2010 17:16)
ô ra bainn cyril ôôô,miomana @iny ono,ary aza mifanenjikenjika wa,ny aty kou mataty fa alefaso ze alefa ry zalà a,hon hon hon
Ar tsisy konetaka eto,za tsy ireo oul lazainao ireo azfdy kely ,fa oul hafa mihitsy za an!hon hon wi wi wi wi wi,ra masahy za asina eto io ngaila iny ny ps ko...fa avelao ny oul hafa hoany.ok???
Hay malaky konetaka fianakams wiwiwiw hon hon wi wi ,manenjikenjy olo avao zalà ty marina
18. hana ( 30/09/2010 14:10)
fa ny ahy ny manitikitika ny saiko, dia ny hoe nahoana ny lehilahy no tia miovaova na dia efa manambady aza.
Na dia hoe tsy ny lehilahy rehetra fa matetika ny lehilahy no tena tia manova na mampirafy
19. ouioui ( 30/09/2010 14:19)
poudre:

Rehefa tsy mahay sy tsy mahalala ingahy ouioui dia mangina...
foudre tsy i ngaila tsy i belle tsy i hena an-drangahy izany.

Fianakams misss klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-sourire-affreux.gif.gif[/IMG]
20. nnjiva ( 20/10/2010 21:50)
Sarotra be marina ny mitana an'ilay "coup de foudre" sy mamelona azy rehefa mandalo ny fotoana satria rehefa ela ny ela tsy dia misy resahina intsony, rehefa mifankafantatra zato isan-jato, tsy dia misy manaitra firy intsony ny anankiray, rehefa azo daholo ny zavatra nandrasana t@ ^^ . ny tsy fahampiam-panavaozana no antony voalohany, mankaleo be manko rehefa lasa "routine" ny tantara,
ny metimety angamba dia ny manavao mandrakariva ny fivoahana, ny zavatra hifandraisana, dia madama koa mila mba manaitrasy manavao matetika (surprendre^^) na @ fomba fiakanjo na ny zavatra iaraha-manao, miara manao fanatanjahan-tena na "activité" iarahana ohatra, tsy dia be resaka loatra fa ny fietsika no atao mameno azy, dia farany, mampatsiahy azy sy ny tenanao isan'andro ny fitiavanao @ alalan'ny "tiako ianao" matetitetika! ;) ,
famintinana: tsy zahay foana akory no hampietsika ny fiarahana sy handrasana hanavao fa ianareo koa mba mila mandray anjara dia tinay fona e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0878