Ory zalah a, tena marina tokoa fa ny amour mila hifanolorana, fa matetika ny lehilahy tsy mba mahay maneho an'zany fa miandry ny vevavy fona, de malaky leo avy eo, fa andramo ange ataovy sy asehoy @zay miaraka amlah fa mafnartra fona sady tsy leo zany e, fa ny zvtr hitako kosa aloha @ lelahy de zay hi.tany satriny ho azo daholo. Zao koa e, refa tina io na 10ans aza mamy fona ry zalahy a! Fikiro ny vady ho an'zay efa manambady fa ny revy tsy ho lany fa isika ihany no hijinja ny vokany letsy a
fa ny ahy ny manitikitika ny saiko, dia ny hoe nahoana ny lehilahy no tia miovaova na dia efa manambady aza.
Na dia hoe tsy ny lehilahy rehetra fa matetika ny lehilahy no tena tia manova na mampirafy
angamba kos ts de ten oe tsik lehilahy loatra fa betsaka ko nga n vevavy no manao anzan e,sad ain miits io miangolangol io.jereo nge en am zone eny nareo fa vevavy no tena betsaka mampirafy,
Ntena marn atao fotsn ze maampy amin'ny firaisana d io no trandrahana atran ze afnartr n tsirairay