Biogas avy amin'ny alalan'ny biby fiompy

1. soanja ( 26/09/2010 21:36)
Misy toerana na tanana na fianakaviana manao/ mampihatra ny Biogas avy amin'ireo zeziky ny bibifiompy ve ao Madagasikara? Raha misy dia azo tsidihana ve ry zareo hitondrana mpianatra mianatra momban'ny enerjia mora mivadika sy maharitra/ Misaotra mialoha.

novalian'i 5laody ny 05/04/2013 20:33
2. jojo-bebe ( 20/10/2010 09:13)

Raha misy dia azo tsidihana ve ry zareo hitondrana mpianatra mianatra momban'ny enerjia mora mivadika sy maharitra
3. herim ( 21/10/2010 12:09)
ao @ centre soanavela Mahitsy misy azo tsidihina, afaka anontaniana iany koa oe azo itondrana mpianatra ve fa za aloha mino oe tsy haninona amin'izany ry zareo reo, ilazao vaovao iany e!

jojo-bebe:


Raha misy dia azo tsidihana ve ry zareo hitondrana mpianatra mianatra momban'ny enerjia mora mivadika sy maharitra
4. soanja ( 13/11/2010 20:06)
herim:

ao @ centre soanavela Mahitsy misy azo tsidihina, afaka anontaniana iany koa oe azo itondrana mpianatra ve fa za aloha mino oe tsy haninona amin'izany ry zareo reo, ilazao vaovao iany e!

jojo-bebe:


Raha misy dia azo tsidihana ve ry zareo hitondrana mpianatra mianatra momban'ny enerjia mora mivadika sy maharitra



Misaotra indrindra nanome info. Tsy afaka nivily tany izahay satria somary tara vao hitako ity. Amin'ny manaraka indray izany.
5. bazylou ( 06/03/2011 14:52)

tsara koa izany hevitr aizany ry soanja an.
6. 5laody ( 05/04/2013 20:33)
Salut 2 taona aty aoriana,

"azo itondrana mpianatra ve?"

Misy fandraisana anjara kely kosa angamba, omena tsaramaso ny mpianatra mialohan'ny hitsidika ary manampy amin'ny fanamboarana biogaz :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1519