sssshh. !! tsy olana na misy "ngaila "na tsisy "ngaila" fa voamboatavo !!

1. andrywui ( 29/09/2010 17:09)
-...ka na eo tokoa kay enao ry madama ngaila na tsy eo dia tsy de misy ilaina anao , sy atahorana anao loatra amn fianakams nay a !...

-- mahazo miwouwouwouwo etsy anjorotrano etsy enao fa tsy miràrà , tsy miràrà !!!.... kay bulldog be tsisy nifiny le izy fa rezatra sy lainga fotsiny hon hon hon hon .....


novalian'i cyril ny 27/10/2010 21:33
2. zama91 ( 29/09/2010 23:24)
Io ve ngaila ry rawuix? aoka lesy ity fanononana ps n olona ity e,torian olona @ io anie ialahy e,ataovy fotsiny hoe miss serasera dia efa faly izy
e,tadidin ialahy moa no nahazo an ity ps ity,petsa teto? Dia iza no niteniteny azy? Izao la miss serasera lazain olona hoe ngaila efa mikoropala.[url=http://][size=150]




V
3. zama91 ( 29/09/2010 23:30)
Ary ahoana ity mifonafona ity ry rawuix an,dia adinon ialahy sahady ve ny nahazo an ialahy tany @ fb,tadidio fa voatonina tao koa ialahy
4. ouioui ( 30/09/2010 00:56)
Kiiiii nataon'elah kivà mihitsy ve misss klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
Mnapetsa ndray bainn zany
5. cyril ( 30/09/2010 09:26)
oo lty eeee.... lisany anie oa tena diso hevitra be lty fa tena "ilay olona" noteneniko tamlisany iny anie oa le ngaila paty io ee ... lasa miantso olona tsy izy eo fotsiny oa lisany kozy anie zany e !...

- le tena olona tokony ho tadiavina ity mialangalana fotsiny atsy nefa "tena izy mihitsy" io ka tsara karakaraina amizay !!
6. andrywui ( 11/10/2010 14:29)

io nedala zao io mivanitika be eo ambony eo io ! hon hon hon
7. bonne ( 27/10/2010 17:13)
Maty ndray le madama teto marina, jereo ange raha mahavaly tsony e? Zimbazimbain'laisany le vadin'olona tsy mahay mipetraka le
8. tsimila ( 27/10/2010 18:44)

bonne:

Maty ndray le madama teto marina, jereo ange raha mahavaly tsony e? Zimbazimbain'laisany le vadin'olona tsy mahay mipetraka le
o ra bonne andrywui a,fatany pokona fona elà na iova ps 100 aza letia a!tsy mitsahatra manaratsy azy,ra vo mis ps manaratsy an'i madama zay de andrywui!tsy misy oul hafa akoatra an'elà manaratsy azy eto.Mba menatra letia eh,efa lélà lebe na tsy manambady aza toi.efa 40 taona latsaka kely.
9. foudre ( 27/10/2010 20:57)
Elah koa lesy zama91 mangina fa mba miova ps bonne ndray elah eto ka mba miana-kendry eto tsy misy hafa tsy elahy ihany no mahita ity taonan'olona isak'izay mande ity klé.
10. cyril ( 27/10/2010 21:12)
Mbola velona angaha ialahy ry pikatti,noheverinay f efa nipoaka le tenda be hin hin hin
11. foudre ( 27/10/2010 21:17)
zà lety tsy pikati n'elah zany a! kendaiko eo lety fa ataovy eo klé
12. cyril ( 27/10/2010 21:32)
Hon hon hon,ka raha tsy pikatti aho atahotra kendaina hon hon hon,
foudre:

zà lety tsy pikati n'elah zany a! kendaiko eo lety fa ataovy eo klé
13. cyril ( 27/10/2010 21:33)
Hon hon hon,ka raha tsy pikatti aho atahotra kendaina hon hon hon,
foudre:

zà lety tsy pikati n'elah zany a! kendaiko eo lety fa ataovy eo klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.6238