Hafatra hoa an'i hery
1. ouioui
(
27/09/2010 17:41)
Jereo "momban'ny serasera"
2. andrywui
(
28/09/2010 09:55)
mbola tsy tazako nisodisody ao anie i hery raouioui nefa ny antso efa mankarenitsofina mitsy e !...
fa izao letsy a efa hita sy fantatra i ngaila letsy ra ouioui a! ...antsoiko elah rahalina de ho dinihina ny atao "momba azy" ... hon hon hon hon
3. ouioui
(
30/09/2010 14:28)
Raha i mirana aloha de tsy ao aho satraia tsy hitako ny ratsy nifanaovanay , samy namana virtoaly teo daholo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0020.gif[/IMG]
4. andrywui
(
11/10/2010 14:25)
f'angah efa niova mirana ndray ny anaranlah ry ngaila a? hon hon hon elah ty ra ouioui tena tssss ...
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0505