Veillé Raoul
1. irihat
(
20/09/2010 13:27)
Mba tsara ian ngamba no ampahafantarana anareo any andafin'i jordana ny zava-niseho tao am Palais, indrindra fa ho an'ireo be vava, le contre an-dra8 e.
Izao no zava-nitranga tamniny veillé Raoul iny: refa tonga ry Tantine Nadine Ramaroson sy Mireille Rakotomalala hamangy hono zany ny fanjakana de nikorontana ny iray Palais de sports, nihoraka, nihika fa tsy ilaina ny fahatongavan-dreo ao amnio Palais io, tsy ilaina ireo. Tamzan efa tonga de nisy nanidy ny varavarana, tsy hitan'ny garde du corps izay natao. Raikitra ny toraka tavoahangy eau vive. Tsy mila anreo e, izay no horaka2 tao, fa ny tenin'i Dama no nampilamina ny ol nanao hoe :"tsy any am 13 mai isika fa ato am fendrasam-paty ka aleo hilamina". hatram médaille apetraka teo am Raoul aza tsy voapetaka fa may ny endim-boanjo sango de maty eo ry Tantine Nadine.
Ary ny tena nampalaelo koa de kay ve ka tsy nahazo an'io Palais de sports io ny tarika Mahaleo raha tsy nandoa vola be ny Media Counsulting e!!!!! Artista goavana be ôtran zan, so ian koa alou le artista fa mpiade tam mpitondra hatram zay e. Vive ny HAT e.

répondu par diloo le 20/09/2010 23:43
2. ziva6
(
20/09/2010 14:30)
efa leo tanteraka ny FAT ny olona, tsy misy olona mankasitraka ny ataony reo fa efa ho avy ny hitsarany vahoaka azy, ho vita mantsy hono ty fihaonambe no karakarainy ka hitsapa ny hevi-bahoaka atsy ho atsy, d eo no hiangaviana atsika malagasy rehetra hande handatsaka ny TSIA ho lavina tanteraka zay novolavolainy tao, eo ny vahoaka no tompony teny ka atao fantany fa tsy tiany vahoaka izy sy ny fisainany.
3. diloo
(
20/09/2010 23:43)
Izao no zava-nitranga tamniny veillé Raoul iny: refa tonga ry Tantine Nadine Ramaroson sy Mireille Rakotomalala hamangy hono zany ny fanjakana de nikorontana ny iray Palais de sports, nihoraka, nihika fa tsy ilaina ny fahatongavan-dreo ao amnio Palais io, tsy ilaina ireo. Tamzan efa tonga de nisy nanidy ny varavarana, tsy hitan'ny garde du corps izay natao. Raikitra ny toraka tavoahangy eau vive. Tsy mila anreo e, izay no horaka2 tao,
Ny FATE anie tsy natao hanompo vahoaka, fa kosa tonga hangalatra fanjakana sy hanitsaka ny vahoaka e. Vola sy seza koa no tena mamaika an-dreo. Ny vahaoka FATE dia ireo 4000 tao @'ny conférence nationale fa tsy ireo maro an'isa 20 millions e. Aiza moa, n'aiza n'aiza alehan-dreo, dia voahompa sy voasioka foana. FATE pokaty tsy misy ilana azy ireo mpampijaly vahoaka fotsiny , ntssss!