Hoy i Andry TGV

1. rabaradaka ( 06/09/2010 13:32)
Mba mandeha ihany moa ny resaka samy tary na dia hoe président aza i dadatoa Joelina, fa hoy lery indray mandeha izay : tena sarotra izy ity ry zalahy ary tena ireto manodidina ahy no tena manahirana ahy. Dia hoy ilay ranama iray izay hoe : ravao ny HAT dia hilamina io e ! Dia hoy dadatoa Joelina tsy nananosarotra hoe : matin-dry zalahy eo aho.
Resaka tena nisy io
novalian'i waou ny 18/09/2010 06:31
2. waou ( 06/09/2010 15:28)
rabaradaka:

Mba mandeha ihany moa ny resaka samy tary na dia hoe président aza i dadatoa Joelina, fa hoy lery indray mandeha izay : tena sarotra izy ity ry zalahy ary tena ireto manodidina ahy no tena manahirana ahy. Dia hoy ilay ranama iray izay hoe : ravao ny HAT dia hilamina io e ! Dia hoy dadatoa Joelina tsy nananosarotra hoe : matin-dry zalahy eo aho.
Resaka tena nisy io

ka marina mtsy nge zan e, ataonareo fa ts loza mo reo manodidina azy? asa aloh zay hiafaran'izy ty e

3. andrywui ( 07/09/2010 08:28)
angano , angano ariraarira ! baradaka mpitantara dia ny dondrona zay manaiky no mpihaino !! hon hon hon

--- mamorona tantara valamaty ho an'ny zafikely ato ndray i dadabe baradaka a !!!....
4. Annie2OO6 ( 08/09/2010 10:45)
mitambara ary mba hanavotana an'i M/car latsaka andavaka e ,mandraisa anajara biriky ho fanarenana
5. waou ( 09/09/2010 05:53)
Annie2OO6:

mitambara ary mba hanavotana an'i M/car latsaka andavaka e ,mandraisa anajara biriky ho fanarenana

d in ary le zvt itambarana @le anjara biriky fa h@zao ange mbola tsis hirika mtsy hanavotana an'i gasy kara e
andao hifanampy
6. andrywui ( 09/09/2010 10:04)
mifanampy dia miara miasa !.. yyééé zay le mihitsy le izy fa tsy ity mifampiandry lava ty !!... ny olona anefa efa sahirana !!
7. WAOU ( 14/09/2010 17:07)

andrywui:

mifanampy dia miara miasa !.. yyééé zay le mihitsy le izy fa tsy ity mifampiandry lava ty !!... ny olona anefa efa sahirana !!

marina mts zan e.
8. piozila ( 16/09/2010 18:22)

WAOU:

andrywui:

mifanampy dia miara miasa !.. yyééé zay le mihitsy le izy fa tsy ity mifampiandry lava ty !!... ny olona anefa efa sahirana !!

marina mts zan e.

Hifanampy amin'ny olona nampiditra an'i Madgasikara tanaty kizo ve? Hanampy ny olona nivarotra an'i Madagasikara ve? Hanampy ny olona efa vokin'ny bois de rose ve? Hanampy ny olona efa halambahoaka amin'izao fotoana izao ve? Hanampy foza orana ve? (Ny diany aza mitorona). SANATRIA! SANATRIA! SANATRIA!
9. waou ( 18/09/2010 06:31)

piozila:

DISO B ZOKY ZAN
tsis hifanampy @reny zan,ts aleo v tsis toy zay hifanampy @reny
Ny hafa2 koko noh reny no mb sopapa fa ts reny,
io ko miainga avy ety ifotony mts nge fa ts vita2 ftsn oe ndao hifanampy @ zao ftsn .
avelao ho vitaindry zareo io teteza mta io fa ra vô io no tohitohinina eo d alavainy andro aman'al eo fôna eo io d ts hisy farany mtsy d eto fôna ts no ho raisina eto
ts afak ny hanao zvt mts tsika ra mbol ts vita io, au contrairenzay, ry zareo afak manao zvt bdb, santionanzan le bois de rose teo e, hainao ian
sa aôna oz nareo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.41