my-sao

1. fhmr ( 05/09/2010 15:15)
misy afaka manome ahy ny recette my-sao v o? merci d'avance
2. ssendra ( 06/09/2010 17:53)
miankina amin'ny ingrediens ampiasaina ihany, samy manana ny ingrediensny
endasina daholo aloha ny ingrediens
andrahoina ny paty
avy eo afangaro daholo izy irehetra
izay ny fanaovako ny ahy
aza adino ny kotomila touche finale hihihi iny no mampanitra azy sy mampa sinoa azy
3. fhmr ( 07/09/2010 12:29)
merci ssendra
4. ssendra ( 08/09/2010 10:54)

fhmr:

merci ssendra

tsy misy fisaorana e!
5. mirananirina ( 20/10/2010 09:01)
[quote]
miankina amin'ny ingrediens ampiasaina ihany
[/quote
Ohatra hoe:karaoty,harikovera,tongolo,hena,anana ti-sam,korzety,atody,oberzina,poivron,endasina izy ireo ary tetehina lavalava madinika,dia afangaro @ paty efa masaka...aza adino ny sauce sinoa,(ilay @ tavohangy ireny)rehefa mihinana avy eo!miam..mazotoa ary
6. mangabe ( 14/01/2011 12:49)
ny fangarone kosa dia karoaty, anana sa haricot vert, saosisy sinoa na cochon laqué (miam), atody( omelette) dia kotomila pour l déco sady manome fofona tsarabe :)
mazatoa e!
7. courriel772 ( 25/11/2014 18:03)
any amintsika dia tena mora ny manao mi-sao fa rehefa any ivelany dia somary mahasadaikatra satria betsaka ny karazana pâtes jaunes. azonao atao ao daholo izay tianao fa mila sauter-na ny ingrédients rehetra dia afangaro amin'ny farany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3112