Aleo isika mba mivadika TGV daholo amin'izay satria ....

1. andrywui ( 31/08/2010 08:08)
Inona tsony ary no dada ho tohanana eo e! ... aiza ze dada atao ramatahora eto tsony ?
aiza ze dada natao tohatra fahiny ? aiza i dada mba fanantenan'ny mpiondana teto hatramzay ? aiza ze dada nitondra miaramila SADEC ééé UA ééé UI éééé ? nakaia daholo ??.....

------ Ka izao anie le kozy e :: fa nareo moa be mokony de tsy hita hanazavanakevitra : iny resaka DINIKA SANTATRA tsy nandraisanareo anajara iny no tena vavahady tokony ho nidiran'i dada teto M/car sady tsisy Fitsarana !! - iny dinika iny anie no izao lalana ahafahan'ny firenena rehetra mankatoa an'i M/car sy ny Fitondrana zao e! tadidio le kozin'i chissano hoe : ze tapaka amin'io dia eken'ny UI !..... ka manentana ny mpanao politika sy mpiara-miombon'antoka rehetra mba handray anjara !! .... nefa ny 3mv sy TIM moa ireny naneno sahona ireny de zao no vokany !!! voapetsa i dada !!!!!!



ka rehefa tsy mandeha ihany le soavaly maty efa mivoaka olitra de aleo mivadika TGV daholo amin'izay e asio arozazy ny fivadihanareo !!!



novalian'i piozila ny 06/09/2010 15:29
2. andrywui ( 01/09/2010 07:58)
rava ny Tim , rava ny Gtt , rava ny maagro , rava ny fiondanana , petsa i dada ... rava daholo daholo ny tanana ....
3. piozila ( 05/09/2010 14:30)
Tsy misy dada manao ramatahora eto fa misy FIS sy FAT mananjika olona eran'ny tanana raha vao tsy mitoy hevitra aminy na raha vao milaza ny marina.
tsy dada miverina etio no tanjona fa i Rajoelina sy ny forongony miongana teo dia tsaraina koa fa nanao ratsy. tsy mila ;olona mpivarotra tanindrazana izahay.
I samoela aza efa nilaza hoe tgvendrana, mbay tary ry mpanongampanjakana a!!! ho avy oa ny valina fa tsy misy haharitra eo mandrakizay izany. ndao ary
4. andrywui ( 06/09/2010 07:21)
piozila =========) iza no nanongampanjakana e !???? i Ravalo dada anie no nirifatra niala teo namela ny fitondrany ho an'ny sasany fangah nisy nanapoaka basy sa niaka-dapa nanongana azy teo ?? ny miaramila aza mbola nofeheziny daholo ny 98,5% koa mpanongampanjakana ahoana ary !?? efa lasa teo izy de tsisy mpitondra teo de niditra ny sasany fa ny firenena kosa ve avela tsisy mpitondra eo e !!
5. piozila ( 06/09/2010 15:29)

andrywui:

piozila =========) iza no nanongampanjakana e !???? i Ravalo dada anie no nirifatra niala teo namela ny fitondrany ho an'ny sasany fangah nisy nanapoaka basy sa niaka-dapa nanongana azy teo ?? ny miaramila aza mbola nofeheziny daholo ny 98,5% koa mpanongampanjakana ahoana ary !?? efa lasa teo izy de tsisy mpitondra teo de niditra ny sasany fa ny firenena kosa ve avela tsisy mpitondra eo e !!

Ianao ve very fitadidiana, sa mody fanina , sa tena fanina sa fanatika loatra e!
Iza no nandoa ny karaman'ny CAPSAT? Iza no ni recruter FIS, iza no nitarika ny olona hananika ny lapa Ambohitsorohitra? iZA NO NAMONO AN' i HAJA tENY AMBOHIJATOVO? iZA NO NITIFITRA ILAY POLISY TENY AMPEFILOHA? iza no naniraka miaraila hananika an'i Iavoloha? Iza no naniraka ny jiolahimboto handoro ny RNM sy ny TVM? sns.... be dia be
Mbola ho avy hoy aho ny farany e! tsy misy ho eo mandrakizay, fa mahatantesa kosa ny valiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0418