hisafidy vady!!sarotra @lhl ve izany??

1. irolakely ( 01/09/2010 12:52)
betsaka loatra ny ripa erahana!tonga nefa ny fotoana anambadiana!tsy hita tsony hoe iza @izy ireo no ho alaoiko!!!inona n atao??
novalian'i hery ny 25/02/2016 15:53
2. ssendra ( 01/09/2010 16:37)
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/xdlwsx_aina-quach-itv-telessonne_music[/dailymotion]
irolakely:

betsaka loatra ny ripa erahana!tonga nefa ny fotoana anambadiana!tsy hita tsony hoe iza @izy ireo no ho alaoiko!!!inona n atao??

tsy sarotra ny misafidy ny ho alaina e!
raha maro ny olona notsapainao toetra
misy foana ny miavaka sy ny maharinaritra kokoa
ary indrindra ny mifanaraka amin'ny toetranao sy ny fiainanao
jerena ny hafaka ny hiaraka hiaina aminao satria ny fanambadiana dia maharitra
ary mandrakizay no ho rariana, ka raha sipa tsara tarehy be nefa kizitimbelona
atao ahoana ny hiaraka hiaina amzany mandritra ny andrompiainana
ny fahaizana mifanaraka am zvtr rehetra mety hitranga na olana na inona koa
no tena mi kaonty....
3. soanja ( 02/09/2010 03:54)

irolakely:

betsaka loatra ny ripa erahana!tonga nefa ny fotoana anambadiana!tsy hita tsony hoe iza @izy ireo no ho alaoiko!!!inona n atao??

Raha manana sipa be dia be ianao dia hevero hoe manana olana izany ianao satria tsy afaka mitombina amin'ny iray na roa farafahabeny. Dia mila fantarinao aloha izany inona io olanao io. dia rehefa fantatrao tsara io olana io dia izay amin'izay vao mitady fanafana ary rehefa sitrana ilay olana vao amin'izay tokony hieritreritra vady amin'izay. Alaina tsirairay ny olana ary asesy ny famahana azy.

Ohatra raisiko: tokony hanontany tena aloha hoe maninona aho no manana sipa be dia be? Asesy tsiraidray izany hoe iza avy ireo sipanao ary nahoana ianao no tsy mitombina amin'ilay voalohany fa mila ilay faharoa dia tahak'izay hatrany. Ka rehefa elaela ianao mandinika azy dia ahita fa tsy any amin'ireo sipa ireo ny olana fa any aminao. tadidio anefa fa ny olana rehetra dia tsy voatery ho voavaha raha toa ka psy no mahazo raha tsy hoe apetraka amin'andriamanitra ny famahana azy.

Mazotoa hatrany.
4. Lejoba ( 07/09/2010 11:41)
izay no tsy anaovana azy be loatra! leo faikany am-boalohany , avy eo, raikitra @ sipa tsy manja fa iny no "hafa". Ento milamina ihany ny fiainana zandry a! zatra mihodina ianareo dia na efa manambady aza mbola mety ho voasintona any ivelany. Matoa tsisy nandresy lahatra hatr@ izao, araka ireo valin-teny ireo hoe tsisy 1 miavaka, dia tsy @ ireo izany ilay izy. Apetraho tsikelikely ireo dia makà saina mihitsy aloha avy eo fa dingana goavana be izany manambady izany. Na mety ho olon-kafa mihitsy, na iray @ ireo ihany fa rehefa tsy "mifangaro" @ hafa izy, tsapa kokoa ny tena maha-izy azy.
Dia mahazoa vady hiadanana e!
5. TenWords ( 25/02/2016 12:56)

Lejoba:

Raha tsy te ho voafitaky ny hita maso (satria ny maso no isan'ny singa @ tena mamitaka antsika indrindra) dia aleo maka ny famantàrana ny rameva 10 ao amin'ny Genesisy 24
6. hery ( 25/02/2016 15:53)
Ahoana indray izany rameva izany? :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2373