DINIKA FAT, be théorie, tsy ilaina

1. RUZ9 ( 01/09/2010 12:15)
TSY MILA THEORIE?

Hay ve mahalala an'izany ny pHAT e; nefa iza no tena be théorie eto? ilay voatonona eo ambony ihany
Ny resaka aloha dia mipoapoaka mihitsy e, fa ny "pratique" = 0;0000000000000000......;.

Aiza ny filazana fa hoe efa nanakinina t@ société civile ny fikarakarana sy fanatanterahana ny "dinika...." fa tsy hitsabaka aho;

avy eo anefa ny fifanarahana t@ ireo "antoko politika"? (ny mpikamabana amin'ny sasany @ ireny angamba azo isaina @ rantsan-tanana ka hoe antoko pol) teny Ivato indray no nataony fa notsinontsinoaviana ny Société civile sy ny dinika efa natao
dia terena fotsiny avy eo ny rehetra hanaiky an'izay nifanarahan-dry zareo tany. IZANY VE NO DINIKA?

Avereno tsirairay hoe ny fampanantenain'ingahy an'ireo olona teny @ 13 mey sy resaben'ingahy htra@ izay 16 volana izay? inona t@ ireo no tanteraka? théorie 99%100

Dia avereno aloha koa ireo fanakianana nataon'ingahy an'ireo filoha teo aloha; indrindra ny fanakianana an-dRavalomanana; misy @ ireny aloha kiana natao handotoana fotsiny; nefa na izany aza nataonareo (FAT) pratique avokoa ireny mihoatra lavitara ny 100%

Aza lalaovina ny vahoaka; TSY KILALAO NA FANATANTERAHANA "CAPRICE" NY FIAINAM-PIRENENA. Efa be izay fampahantrana sy famotehana vitanareo izay.

Fitadiavam-bahaolana izao no maika; ary raha hitady vahaolana dia il;aina miala aloha ireo mpametraka olana dia ny FAT sy n y filohany izany. Tsy misy dinika azo ifanaovana @ olona mpivadibadika toy ny lela may sy tsy mitady ny tombontsoam-pirenena; seza sy tombontsoa ihany no mahamaika anareo. Noho ity farany, ny tafi -bahoaka izao lasa tafiky ny FAT.

Mbola avela hahjaritra eto ve ity fitondrana ity? Dia hatyraiza no fahavoazana mbola hiandry?




novalian'i papala ny 09/09/2010 10:44
2. papala ( 09/09/2010 10:44)
marina zany, tokony miala daholo reo fatin'aliaka ireo de ny INTERNATIONAL NO MAMPANAO FIFIDIANANA ETO ,DE VITA TSY MILA KABARY!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0072