Tsy tokony hampidirana vahiny aloha ny olam-pirenena @ izao fotoana izao.

1. AndriambyII ( 14/09/2010 09:59)
Tsara raha ny malagasy samy malagasy ihany no mamaha ny olana politika misy ! Efa samy mba niezaka nanazava ny tantaram-pirenena ihany ny tsi 11 teto @ sera² na dia mbola betsaka aza ireo mpiondana , tsy olana izany , ny tokony hatao dia ny tsy hahafoana ilay mana misy ronono sy tantely , nolovàna t@ razambe.Tsy ny fanagadrana , fanenjehana , famonoana ny andaniny no ahitana ny làlana tokony hombana @ izao krizy izao ,fa ny fandravonana ny zavatra tsy nety hatr@ nidiran' ny mpivahiny tao Mada .Raha hifanenji-dava toy ny kary anterombohitra ny malagasy rehetra fa tsy handray ny vahaolana marina tokony hampiharina dia hevero fa toy ny valalan' amboa mifampitsipaka anaty harona foana.

Madagascar à l’aune d’une reconnaissance internationale .

Relatant les faits historiques d’un pays méconnaissable dû aux conquétes inlassables des pays occidentaux , asiatiques et américaines ,de nouveaux horizons pour stabiliser leurs survies, en matière de développement des ressources naturelles et progrès de connaissances humaines ,en matière de géostratégie politique mondiale, au détriment des autres peuples acculés dans des situations d’ impuissance face à ces prédateurs de la 21e siècle , nous voulons faire part de nos critiques à l’ endroit des gens sensés étre responsables ,en dehors de ces trois continents, de faire les distinctions méritoires au population Malagasy par rapport aux autres pays dans la méme situation qu’elle , et qui est en phase de devenir la cobaye d’ une rivalité sans fin entre les nations les plus peuplés et les plus industrialisés dans ce monde sans repère ,en voie d’ affrontement pour le contrôle de tout ce qui se trouve sur cette planète .
Suite au plaidoirie de l’afrique du sud pour une place de siège permanent aux instances de l’ONU ,nous voulons évoquer ici l’origine de la création de cette institution qui a propulser les 5 nations a s’ octroyer le droit de veto et ses aléas à l’ insu des autres pays de ce monde.
L’idée a été conçue à moscou le 30 octobre 1943 , suivi de la conférence de Dumbarton oaks de la GB ,USA ,URSS ,CHINE , en Aout-Oct 1944 ,conférence de Yalta de la GB, ,USA,URSS en février 45 ,suivit de la déclaration universelle des droits de l’ homme en 10 décembre 1948 avec l’ appui de 5O pays plus la France .Son objectif est le maintien de la paix et de la sécurité internationale .La coopération pour le progrès économique et social de tous les peuples .(voir quel peuple ?? Afghanistan, Argentine ,Australie ,Belgique ,Birmanie ,Bolivie ,Brésil , Canada ,Chili ,Chine ,Colombie ,Costa rica ,Cuba ,Danemark ,Republique Dominicaine ,Equateur ,Egypte ,El salvador ,Ethiopie ,France ,Grece ,Guantemala ,Haiti ,Island , Inde , Irak , Iran , Liban , Liberia ,Luxembourg ,Mexique , Pays-Bas , Nicaragua , Norvege ,Nouvelle-Zélande ,Pakistan , Panama ,Paraguay,Pérou, Philippines, Royaume-Uni,Siam ,Suède,Syrie,Turquie,Uruguay,USA ,Venezuela, qui ont voté pour les articles dans ce lien .

Raha mbola tsy mijery afatsy ny foitrany ny malagasy dia tsy ho tafavoaka @ izao toerana izao .
novalian'i Miharena ny 15/09/2010 14:41
2. Miharena ( 15/09/2010 07:40)
Marina mihitsy ny anao Andriambyll! Raha mbola mitoetra ireo rehetra manao ampihimamba ireo dia aleo hioko tsy hiasa ho an-drainizafilemena. Ny mahasoasoa ny tena mamokatra mba hihinana ny vokatry ny tany (na tsy misy vola aza) izao no atao fa tsy mila embrouillage tsy mandeha amin'ny laoniny.
3. locl ( 15/09/2010 08:17)
Aleo hiditra ny vahiny e! Izy ihany no afaka mamaha ny olany fa raha ny gasy dia hoe "aloe aloha zahay hihinana avy eo nareo indray" sa tsy zany ry andryambill
4. tgvravalo ( 15/09/2010 08:46)
oviana koa no mbola nisy gasy nahavita tena zany ry andriambol aaa. Aza manofy nareo fa ny manambola sy ny manambasy izao no manjaka ary ny vahiny manome fananana rehefa mamono vahoaka kely

5. Miharena ( 15/09/2010 14:41)
Aza miteny izany hoe tsy mahavita tena izany ny Gasy nareo ry zalahy a! Ianareo no zatra mitavana amin'ny fiara sy ny tranobe sy ny haingitraingitra rehetra izao dia ny gasy mahinana sy mamokatra ny haniny isanandro no heverinareo fa tsy mahavita tena? Tsy mila vahiny mihitsy isika no tena izy fa isika no tsy mahay miaina fa mihevitra fa ny fiainana robotisé no atao hoe mandroso. Ametrahana TGV ve no hampandroso na fiara bedebe sa tranobe mijoalajoala? Tsia!!!

Fiadanam-po dia efa harena be ary ny fikolokoloana ny tontolo iainana ahafahana mamokatra sakafo tsara sy mamelombelon'aina amin'ny rivotra madio dia efa ampy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1151